ilaina ve ny bogosite aminao

41. jhouhlambout ( 26/05/2004 14:31)
aoka hilamina, fa samy efa ratsy fanahy daholo ny olombelona rehetra e!
42. mumu ( 26/05/2004 14:52)
jhouhl zoa anao zany refa manaiky atao hoe ratsy fanahy enao fa za alou e!
43. fijo ( 26/05/2004 21:36)
ka vao hitako ilay volo dia fantatro ka.
44. mumu ( 26/05/2004 21:49)
fijo volo???
45. jhouhlambout ( 27/05/2004 07:04)
... hm ...
46. chipie1 ( 27/05/2004 08:04)
: )
47. voninkazokely ( 27/05/2004 09:41)
bogosy kosa io koooo!!!!
48. vegas ( 27/05/2004 10:54)
tsy mahazo mamaly ve zany zahay lelà? sady resabevavy tsinona ny ato no mbola oe ilaina ve ny bogosité, za tsy mila bôgôsy mantsy fa mila manja. Tsy itako ze valiana fa mazotoa daolo milaza an' ze eviny e. Fa ra sanatria ka vavy alou za de ilaiko tsara mintsy lé bôgany e. Ra vavy zany za otran' zay de tsy mba niraika tamin'ny tenako akory snif snif. Tsy dé bôgany nefa mitady bôgany (ra vavy oa an) hihihi.
49. booboo ( 27/05/2004 12:55)
hihihi
50. mumu ( 27/05/2004 13:46)
vegas hihihihi
51. fijo ( 27/05/2004 20:48)
mumu,le volo olioly iny dia efa ahitana azy ka,ih,ih,ih,
52. chipie1 ( 28/05/2004 08:52)
ary otrany efa nisy nifankafantatra oa ato zany e hihihii
53. mumu ( 28/05/2004 12:07)
fijo hihihihi

chipie1 chuuttttttt
54. mazely ( 31/05/2004 06:55)
mmmmll
55. kinaoly ( 31/05/2004 10:55)
mety film efa nande ty fa averiko njay, sarotra be amiko alou ny ande hiezaka hahafantatra ny beauté interieure-ny ol iray izay tsy manintona ahy akory ny fizikany, tsy maintsy misy ivelany vao anatiny io e, ôtsan'ny minana vôsary, jerena hoe tsara ivelany dia tsapaina ho be ranony sa tsia, dia voasana ahitana ny nofony, dia anjamana ahitana hoe mamy ve sa tsia.... :D
56. chipie1 ( 31/05/2004 12:42)
kinaoly> zany mihintsiny akia...
57. kinaoly ( 31/05/2004 13:09)
zao aza, iza no sahy milaza hoe , refa mahita sipa @ny net de tsy mangataka sary mintsy ? (maty za raha misy miteny hoe ie nareo :P) lol
58. fijo ( 31/05/2004 22:31)
chipie1>shuuuuuut moramora fa henon'ny sasany.ilaina io hatsarana io,fa mila hay koa ny ao anatiny e.
59. poupounesana ( 01/06/2004 09:50)
ie ilaina io satria vitsy ny oll voasintona @ tsy d tsara fa ny tena tadiavina zany d mba samy ho tsara daholo na ny ivelany na ny ao anatiny!nareo v nefa efa nahita hoatran'zany?tiko teneina we possible v ny ahitana an'zany ato @société-tsika?misy oll mitady ho kivy manko ao fa hitako mitsy
60. nyna ( 01/06/2004 13:48)
hi hi!
aleo aza omena espoire ireo izay mitady ho kivy e: "mbola misy tokoa ny sady bogosy ivelany no tena meva anaty" !!
fa tsy betsaka aloha e!
Zao koa no mety ho olana: ny bogosy amiko mety tsy bogosy @ sasany, fa "izay tiana hono mitombo tarehy e"
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.58