ilaina ve ny bogosite aminao

61. fijo ( 01/06/2004 20:42)
fa misy kosa boga hiaraha mahita e.fa dia tano izay hazo fa izay hoavy tsy mbola hay an.
62. jhouhlambout ( 02/06/2004 10:45)
eka!
63. fijo ( 02/06/2004 22:39)
izay ihany,iny mba efa fantatra hoe toa izao,fa izay hoavy eo tsy hay na hanorana na hanavandra
64. ikaretsaka ( 03/06/2004 03:50)
izay koa hevitra 1.. tsy misy ohatran'ilay hoe teo anilanao aho rasipa no natositosikao koa manko ...
65. mumu ( 03/06/2004 07:54)
hihihihi... ka efa lasan'ol hono ny fony e!!!
66. nyna ( 03/06/2004 08:39)
mitady ho hors sujet fa tandremo !!

ka ilayna ve hono ilay bogosité aminao ary ko!!
67. mumu ( 03/06/2004 09:18)
nyna io akia no manintona 1

Je dirai hoe c'est le charme fa tsy de hoe bôgôsité laotra!!
68. chipie1 ( 03/06/2004 09:24)
mumu > ekena e!
69. nyna ( 03/06/2004 12:10)
za koa manaiky
70. jhouhlambout ( 03/06/2004 15:22)
|:-]
71. fijo ( 03/06/2004 20:24)
mumu efa tena mahay zavatra an.
72. mumu ( 03/06/2004 21:10)
fijo raha mba fantatrao mantsy!!!
73. chipie1 ( 04/06/2004 08:55)
mumu> hmmm! inn ndray aza ! tsss
he he he!
74. mumu ( 04/06/2004 09:23)
chipie1 mila ampianarina zavatra io fijo io!
75. jhouhlambout ( 04/06/2004 11:40)
76. fijo ( 07/06/2004 22:32)
mumu>inona fa tsy fantatro e.ampianaro hoe.
77. mumu ( 08/06/2004 08:00)
fijo en privé zany fa tsy eto manjary lasa hors sujet!
78. booboo ( 08/06/2004 16:48)
79. fijo ( 08/06/2004 22:34)
miandry an'i mumu en privé ary aho e.
80. chipie1 ( 09/06/2004 05:55)
: )
mumu entinjy ary am tsaty ary nga io?? hihihi
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.101