Iza no taloha ny Atody sa ny Akoho?

1. xxx ( 19/05/2004 12:05)
Amiko ny atody no taloha, satria raha tsisy atody tsisy akoho.

Sa ahoana?
novalian'i fijo ny 26/05/2004 21:04
2. olly ( 19/05/2004 12:55)
k'iza ary no napteraka azy??
3. yonikafopl ( 19/05/2004 21:54)
ny atody akoho
4. fijo ( 19/05/2004 22:51)
ary iza i x,talohan'ny atody sa efa akoho no tsy hita?
5. nala ( 20/05/2004 16:44)
Akoho aloha vao atody, lozika be izany.
6. fijo ( 20/05/2004 23:05)
satria raha atody no taloha dia efa lasa laoka vary sosoa.
7. chipie1 ( 21/05/2004 12:00)
hihihi fijo
8. yonikafopl ( 21/05/2004 15:57)
fijo hi hi hi , nefa raha akoho koa no taloha dia efa maty natao ro ho an'ny mpifana
9. ikaretsaka ( 22/05/2004 03:20)
ny ahy raisiko par creation io.. hozizy andriamanitra hoe misia ny vorona .. dia tao anatiny ny akoho,,, fa tsy niteny izy hoe misia ny atody... raha tsy nananona ny akoholahy sy ny akohovavy
10. jhouhlambout ( 22/05/2004 07:05)
Sady raha atody ny taloha dia feno atody bedabe zao tanana rehetra izao(akoho,vorona,....) tsy loza be ve zany tanana feno atody izany le?
11. tsilan ( 23/05/2004 01:57)
Ny akoho manatody
12. alz ( 23/05/2004 07:31)
Misy resaka atody ity, ho an'izay mahalala, tohizo ary...!


Iza iry ambony iry ô?
Za ihany ity ô!!!
Maninona eny dry ô?
......
13. chipie1 ( 23/05/2004 09:23)
.... firy ny atodindry ô!
3 sy4 iany ô!!....
14. booboo ( 23/05/2004 17:58)
mnadingana chipie1 ô !
mbola misy oe .... zà mikotrika atody ô !
15. xxx ( 23/05/2004 18:29)
Mazava be zany fa ny akoho no talohany atody,ary ny atody talohany akoho satria raha tsy nisy ny akoho nanatody ny atody d tsy nisy ny atody ho lasa akoho.
sady ny atody tsy misy fa ny akoho no miverina.
16. ikaretsaka ( 23/05/2004 19:12)
tsy te hikotrika indray i chipie dia mandingana an
17. kitjo ( 24/05/2004 09:41)
hahahhahahha

d rfveo tohizana oe
raha misy manome
.......
18. jhouhlambout ( 24/05/2004 12:42)
... atody bedabe
19. samoina ( 24/05/2004 14:17)
..hoendasina va re ?
20. yonikafopl ( 24/05/2004 16:53)
hatao laokan-dramose
rehefa reraka avy nandehandeha...
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1537