Iza no taloha ny Atody sa ny Akoho?

21. fijo ( 24/05/2004 23:53)
izao atao raha tena manahirana anao hoe iza no taloha e.androany lazao fa ny akoho no taloha,rahampitso dia teneno hoe ny atody,dia rehefa hafaka herintaona dia tadidio hoe iza moa ilay nolazaiko fa taloha?
22. win ( 25/05/2004 23:35)
Ny atody tsy misy fa ny atody no miverina, fa ity misy tononkalo kely fanampiny:
Aza manody
Ny voky atody
Fa rehefa mody
Mangarom-bava
23. kitjo ( 26/05/2004 02:54)
ttsssss
zany hono ry reto an
aza manao vokin le atody nendasina ho an ramose avy vizaka nandende ndray zany
24. six ( 26/05/2004 10:27)
kay ry kitjo! hihih
25. nala ( 26/05/2004 16:50)
Ka izao anie: biby mpivady anie no nangonin'i Noah talohan'ny safodrano e fa tsy atodim-biby e. zay no mahaakoho no vĂ´lohany azy.
Sa moa le question talohan'ny safo-drano?
26. fijo ( 26/05/2004 21:04)
aza miditra amin'izany safodrano izany fa efa tany aloha ny resaka.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1809