ze afaka manampy azafady é!

1. olly ( 18/05/2004 12:47)
clavier visuel no apesaiko fa simba ny pilotes -ny ,tsy informé ny momba azy(tsy manana logiciel de clavier @ CD-rom fourni hatrany am-bôloany koa)
vô mi-toucher sur clavier tsotra a de mi-figer ny programmes-ko reetra: tsy mifindra ny curseur hanaovana fin d pg na hanidina fenêtre,hanoratana,sns
wind. xp home
clavié hp ou microsoft(?) type: internet keyboard
tsy nivoaka tsony ko ny son h@ io pb io
ni-téléchgé pilotes vao2 a fa tsy mety ny install-ny satry ngamba mbola tsy désinstallé tanteraka le périphérik taloha(?)
merci d'avance.
novalian'i ramaso ny 07/06/2004 03:20
2. kitjo ( 18/05/2004 15:29)
mba te a fa tsy haiko akia an,
3. bokona ( 19/05/2004 11:02)
Veirfier o fa mety virus zany mitadiava antivirus alo vao mi installer
4. olly ( 19/05/2004 11:30)
misaotra anareo namaly é
5. 2689 ( 22/05/2004 07:11)
Raha hain-dry ny mombamomba ny entana (mpanamboatra, marika, ...) dia karohy amin'ny tranonkala ny driver.

h t t p : / / w w w . d r i v e r g u i d e . c o m (login:driver, password:all),
na googliavo dia installéo.
Mino aho fa tsy sarotra karohana io.

Ilazao izay vokany!
Carry on :)ing, and the world will :) with you.
6. olly ( 22/05/2004 08:53)
misaotra indd anareo a namaly fa efa résolu le izy kah!resaka bibikely le izy d ni-bloké n'le izy tao daoulo ny retraretra sy ny clavié sy ny son d votery nanao réinstall-na pc a..
7. ratam ( 06/06/2004 21:04)
Manahoana ry Olly anh ..

Tsy aleo ve atao plateform Lunix fa ireny solide ny OS ... dia mampiasa soft misy licence ihany koa fa raha vao mipiraty anie dia tratra foana konko e !

Za ahoana hoy indry Olly ?
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0912