125 ans...!!!!

1. jhouhlambout ( 19/05/2004 18:25)
Zany hono ny tokony ho durée de vie normale ny olona, fa vokatry ny zavatra manodidina sy ny stress, sy ny sisa.... dia mihena. Ka inona ary ny hevitrao momba izany?
novalian'i olly ny 19/06/2004 16:15
2. nati ( 19/05/2004 18:44)
Zaho manokana dia mino io voalaza io satria ao @ fianakavian'ny raiko dia ela velona be zareo, ny renin'ny renibeako izao de 112 vao maty, mbola nahatratra ny fahavelomany aho ;maro t@ izireo no mbola hitako. Tso-piaina be zareo ary tia fanatanjahatena indrindra fa ny mandeha tongotra, fa misotro divay koa anefa indraindray.
3. yonikafopl ( 19/05/2004 19:37)
ny olona aty aminay aty dia tena ela velona tokoa ry zareo sady matanjaka a! asa fa ny sakafo haniny koa angamba fa mihinankinam-poana mihintsy ry zareo, nefa anie dia kizitina sy ratsy toetra e!
4. jhouhlambout ( 20/05/2004 12:31)
Angamba ny divay no secret an'ilay izy, araky ny voalazan'i Nati.... Mila atao analyse @ labo ny divay fa ao angamba lé fika bé!
5. zokinifijo ( 21/05/2004 07:32)
ny divay v tsy efa alikaola e ! ka mino aho fa tsy mampateza izany ary ny frantsay dia anisany mpisotro azy io nefa raha oharina amin ny tany mandroso dia salany ihany ny taha pahaterany
Zà aloha tsy maniry ny ho tratra antitra toy izany 125 taona izany e
Ela loatra sady mijaly ihany ny fijeriko azy fa tara fodiana.
6. jhouhlambout ( 21/05/2004 17:32)
Ary raha tsy mijaly mihintsy?
7. hendry ( 22/05/2004 08:02)
arakaraky ny fomba fiainan´ilay olona io amiko. Misy dadabenay efa zato taona mahery mbola velona ary mbola matanjaka tsara. Mipetraka any ambanivohitra izy, mandeha tongotra lava, miasa mampiasa vatana, ny fiainana any ambanivohitra tsy dia be stress loatra oharina @ fiainana andrenivohitra.
8. jhouhlambout ( 22/05/2004 21:29)
koa ndao ary ho any ambanivohitra e!
9. kally ( 19/06/2004 16:11)
Dia hiaina 125 taona dia haninona? Hitomany ny maty rehetra lasa alohanao?
10. olly ( 19/06/2004 16:15)
oh tena mba mampalahelo lotra nray le oll refa antitra lotra ka , tsss tsy misy dikani fa aleo ihany maty am' moyenne n'oll reetra ihihi
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2321