You are here: home > Forum

Jaojoby, USA

Lohahevitra : Fety sy fihaonana
Fitohizan'ny hafatra : Jaojoby, USA
Valiny : 11
tsilan - 20/05/2004 01:48
heno fa handalo any USA i Jaojoby amin'ny volana Jolay. Misy namana te-hijery mafy mihintsy koa miangavy ireo mba mahafoy fotoana mba hanoratra eto hoe aiza no mividy ny takila fidirana amin'ireo fampisehoana ataony ireo?
Valio | Miverina eny ambony
cutie - 20/05/2004 19:56
Efa henoko koa fa hanao tour aty usa hono jaojoby. Lazaiko eto rehefa haiko we aiza no mividy ny ticket.
Valio | Miverina eny ambony
fijo - 20/05/2004 21:56
te hiseky takatra mahaleny izany,zanahary nanipy rano.
koa dia lazao ny misy azy e
Valio | Miverina eny ambony
tsilan - 20/05/2004 22:40
Misaotra anareo, amin'ny fandavan-tena.
Indrindra moa amin'ny fiaraha-miasa
Valio | Miverina eny ambony
xxx - 21/05/2004 20:12
Toa ohatran'ny tsy masaky ity raha ity fa tsy mahazo contrat betsaka mitety ville Jaojoby. Tamin'ny voalohany to hoe hitety tany maro izy. Avy eo indray to hoe ao Filadelfia irery no hiseo.

Tsy manino fa reveo, manao rodobe any jiaby nareo mamangy azy. Tian'olo iny jao iny.
Valio | Miverina eny ambony
cutie - 21/05/2004 22:34
toa we NY, Toronto, Montreal, Vancouver, Portland, Philadelphia, hono jaojoby no hanao spectacle.
ZA alou handeh haijery ant toronto, na New York e, ny ticket fotsiny no mbola handrasana we aiza no hividianana azy.
Valio | Miverina eny ambony
kitjo - 24/05/2004 10:51
aza hitako k lasa aty aminay,hiihih
Mananihany aho fa vao omaly no mba nahita mpanakanto gasy t@ maison de disk lehibe taty d i Rossy sy Jaojoby rery d tadidiko ty resaka ty
Valio | Miverina eny ambony
fijo - 24/05/2004 22:34
any amindry be kely maso dia matahotra ry zalahy sao tsy hisy ahita ko.
Valio | Miverina eny ambony
kitjo - 25/05/2004 16:33
ihihihhihihi
sady mety tsy heno fa savoritahan sinoa very entana
Valio | Miverina eny ambony
cutie - 25/05/2004 18:33
henoko we, any tornto hono jaojoby @ 1 Aout zao. $30 ny fidirana. Ny eto usa mbol atsy haiko we rahovina ny daty.
Zay alou ny azo lazaina. Merci daholo.
Valio | Miverina eny ambony
cutie - 31/05/2004 21:32

2004/2005 Tour Dates - Jaojoby


July 28, 2004 Philadelphia, PA Kimmel Center
July 29, 2004 Schenectady, NY Gilderland PAC
July 30, 2004 New York, NY TBA
August 1, 2004 Toronto, Canada Harbourfront Centre
August 2, 2004 Montreal, Canada Les FrancoFolies Festival
August 5-6, 2004 Edmonton, Canada Edmonton Folk Festival
August 12, 2004 Los Angeles, CA Skirball Cultural Center
August 13, 2004 Berkeley, CA Ashkenaz
August 14, 2004 Fallon, NV Churchill Arts Council
August 19, 2004 Portland, OR Portland Zoo
August 21, 2004 Burnaby, Canada Burnaby Blues & Roots Festival
August 26, 2004 Chicago, Il SummerDance Concert Series
August 27, 2004 Madison, WI Orton Park Festival
August 28, 2004 Decorah, IA Live on Winnebago Festival


NOTE: We are currently setting North American tour dates for Jaojoby for the 2004/2005 season and beyond. Please check back here often for updates on when and where the group will be playing in your area. Booking inquiries for this artist should be directed to david@ritmoartists.com








Valio | Miverina eny ambony
cutie - 07/06/2004 20:11
tsilan
handeha ve tsilan, e, ef aio daholo manko ny programme, fa mety mbola hiova io fa tsy haiko tsara.
Valio | Miverina eny ambony