Sipa côté # Kof plateau
![](https://avatar.serasera.org/abd7372bba55577590736ef6cb3533c6.jpg)
1. wilson
(
20/05/2004 15:42)
Ny zavtra mba tsikaritro kely fotsiny aty @ fiainana côté fa ny vehivavy Côté. tsy dia tia ny Kof avy any plateau fa contraire kosa nefa ny an'ny sipa avy any @ plateau, mba tsikaritr'areo ve?
novalian'i fijo ny 26/10/2004 00:03
![](https://avatar.serasera.org/018a58fe05237df55a96ee4c840d216f.jpg)
3. fijo
(
21/05/2004 00:27)
chipie1>valintenin'ny tsy sahy milaza zavatra io ataonao io.
marina izay voalaza izay,ary efa nihainako tany majunga.
aleo hazava fa tsy hoe raha vao miresaka toa izany dia hoe adimpoko indray ity na fanavakavahana.zavamisy io dia lazaina.
marina izay voalaza izay,ary efa nihainako tany majunga.
aleo hazava fa tsy hoe raha vao miresaka toa izany dia hoe adimpoko indray ity na fanavakavahana.zavamisy io dia lazaina.
![](https://avatar.serasera.org/a3322e6e362318cca5bf65b2d489618d.jpg)
4. zokinifijo
(
21/05/2004 07:36)
zà dia mahatsikaritra an izay tokoa.Tamin ny mbola nianatra ka nifampikasokasoka tamin ny namana rhtr no nahatsapako anío.Btsaka ny joba avy any anindrqana tsy dia miraika firy amin ny kofa avy amin ny ivotany ary dia mifanohitra amizy tokoa no miseho araky ny voalaza eo ambony io.
Ny antony aloha de tsy haiko satria tsy nanao fanadihadiana momba izay ny tenako .
Ny antony aloha de tsy haiko satria tsy nanao fanadihadiana momba izay ny tenako .
![](https://avatar.serasera.org/52e8f3d714993de304fd86b10dc622e5.jpg)
5. chipie1
(
21/05/2004 07:36)
fijo> fa valiteny otrany aôna no tena hahalaza zavatra ?
manjary itatra lavabe eo ane ilay resaka e, raha ho lazaiko eto... de aleo io fa io mahafehy azy ngamba
manjary itatra lavabe eo ane ilay resaka e, raha ho lazaiko eto... de aleo io fa io mahafehy azy ngamba
![](https://avatar.serasera.org/ca611ff5688d31eecbe58cd802d812d7.jpg)
6. angie
(
21/05/2004 09:32)
Marina hono io fa ny antony dia ny vhv te hiaraka @ bandy mahay tsokalentika (araky ny voambolana ato) fa ny bandy indray afaka mampiatra n'iza n'iza.
fa izany akory tsy midika hoe tsy mahay ny bandy avy any @ tanana an aoka fotsiny, sa ahoana zareo??
Resaka gout fotsiny ihany koa ve io sa misy fanabeazana teo @ fianakams koa hoy nareo???
fa izany akory tsy midika hoe tsy mahay ny bandy avy any @ tanana an aoka fotsiny, sa ahoana zareo??
Resaka gout fotsiny ihany koa ve io sa misy fanabeazana teo @ fianakams koa hoy nareo???
![](https://avatar.serasera.org/fb6af3fd86147456f9cc28e5ed8c6f5e.jpg)
8. ikaretsaka
(
22/05/2004 03:38)
ilay fanabeazana teo @ fianakams mihitsy io.. na bandy na sipa ka lehine teo @f ianakaviana manome lanja ny mah aplateau sy cotiers azy na mahay mitsaokalentika be aza ilay iray dia tsy ho any mihitsy izy... ny an'ny cotiers mahagaga ahy dia ny sipakely diaferana mafy mihitsy iznay manambady ambaniandro izanyohatranny vazah asy ny mainty ihany io e..
![](https://avatar.serasera.org/5abf2ec07a16f9464bbf5c57289b5d6f.jpg)
9. ratiana
(
22/05/2004 08:26)
'Zao fotsiny; tsy azo généraliséna ny hoe joba cotier tsy tia bandy plateau, satria (amiko manokana izy ity) raha mahita maritra iraisana dia afaka miaraka tsara, saingy izany mihintsy no tena sarotra.
![](https://avatar.serasera.org/f0656863439178bd0eb930383500f77a.jpg)
10. ralipo
(
22/05/2004 15:39)
Samby manana ny tiagny... hoy le mpihira iray zay.
Revy fotsiny ve?
Tena alaina vady ve?
Raha vazo mitovy ihany hoa aleo tsy mita rano (indrindra fa mety misy voay le rano).
Revy fotsiny ve?
Tena alaina vady ve?
Raha vazo mitovy ihany hoa aleo tsy mita rano (indrindra fa mety misy voay le rano).
![](https://avatar.serasera.org/fb6af3fd86147456f9cc28e5ed8c6f5e.jpg)
12. ikaretsaka
(
24/05/2004 15:33)
tadidio fa tsy mety kao ny di doha be satria izay ny tiako fa rano misy voay na izay az any tianao dia tsy mahasahy ianao miampita ..
![](https://avatar.serasera.org/4e2790e36d81f4eb75bd9c8060646220.jpg)
13. yonikafopl
(
24/05/2004 16:13)
cote sy plateau, fa angaha moa tsy samy Madagasikara ireo e! ka raha amiko dia tsy manana olana aho fa rehefa gasy ka mitovy firehana amiko dia izay.
![](https://avatar.serasera.org/018a58fe05237df55a96ee4c840d216f.jpg)
15. fijo
(
25/05/2004 23:39)
izahay aloha nahatsapa an'io,fa mba efa nahazo ihany fa miraikitra koa izy rehefa tena tratra tsara ka.
![](https://avatar.serasera.org/ca611ff5688d31eecbe58cd802d812d7.jpg)
17. angie
(
26/05/2004 14:42)
mbola tsy sedra an'ilay tena tiana ireny ka mahavita ny hoe tsy tiako maizina. fa rehefa tratra eo tsy afaka intsony.
![](https://avatar.serasera.org/018a58fe05237df55a96ee4c840d216f.jpg)
18. fijo
(
26/05/2004 22:06)
efa tsatsa angaha i angie?za aloha tsy tena tara fa mba hotsahotsan'izay e.
![](https://avatar.serasera.org/ca611ff5688d31eecbe58cd802d812d7.jpg)
19. angie
(
27/05/2004 07:13)
Za tena nanao hoe za ndray tsy mba hanambady vozongo zany fa tsy milay kanefa ny vadiko zao vozongo.hihihi
Dia misaotra ny Tompo aho fa milay be sady tsy misy raciste zany.
Dia misaotra ny Tompo aho fa milay be sady tsy misy raciste zany.