Sipa côté # Kof plateau

21. ngama ( 28/05/2004 13:44)
za mba lehibe tany @ côte fa tsy nahatsikaritra izany kozinareo zany e! Zay tany nadrava sipa mihintsy fa tsy nisy hoe Ambaniandro io fa tsy azo iarahana.

Le izy revy tsy mitovy fotsiny refa niara-nitombo sy nilalao tamindry zareo ianao tsy mipetraka intsony ilay hoe cotier sy Ambaniandro fa refa mifankatia dia miaraka.
22. fijo ( 31/05/2004 23:02)
za koa lehibe tany ary nahatsapa an'io,fa nadia izany aza mba nilalao ihany koa ka.
23. fijo ( 01/06/2004 21:11)
izay koa.fa misy aloha ilay izy e.fa hodiana tsy hay .
24. jhouhlambout ( 04/06/2004 11:54)
25. yonikafopl ( 04/06/2004 21:33)
chipie1 izany mihintsy ka,
ny ahy rehefa gasy dia tsy misy avahako rehefa tsy manavaka ahy,
26. fijo ( 07/06/2004 23:04)
aleo izayhazava tsara:"rehefa tsy manavaka ny tena"
27. chipie1 ( 08/06/2004 11:44)
: )
28. fijo ( 08/06/2004 22:52)
tsakoahana angaha i chipie???ih,ih,ih
29. yonikafopl ( 09/06/2004 23:00)
fijo , ka na te hiaraka aza nefa atosika sy avahana afaka ho aiza e!
manaiki-molotra sisa azo atao.
30. fijo ( 10/06/2004 23:24)
marina izay.ary efa maro no hitako.
31. chipie1 ( 11/06/2004 07:37)
fijo> tsy mitsakoahana za fa mimé
hi hi hi
32. booboo ( 11/06/2004 11:17)
fa maninona hôa no tonga dé faritana hoe " plateau " sy " côte " e ?
33. fijo ( 15/06/2004 22:30)
booboo an,ny fitenenana hoe citier merina ,plateau dia tsy midika mihintsy hoe fanavahana akory.io dia fisainana diso hatr'izay.filazana ny fiaviany fotsiny io.
ohatra:teny ankatso dia maro ny terak'i fianara,terak'i tuleara terak'i mahajanga.nefa vao naika hanangana ny terak'i merina izahay dia lasa ny resaka hoe manavakavaka,racista,te hanao adimpoko.
tsy azoko mihintsy.ny rehetra ve rehefa manao dia tsy manavaka fa vao hoe avy ao tana dia lasa mivadika???
toa izany io fomba fijerinao io.
34. booboo ( 16/06/2004 12:45)
fijo>aaa, tsy @ zany mihitsy ny anton'ilay fanontaniako fa any @ ilay fomba fampiasana ilay voambolana. Tsy mitombona amiko ny fampiasana ireo voambolana ireo eto satria eny @ plaines côtières sy hauts plateaux no tokony ho izy raha généraliser-na ilay raha. Azon'i Fijo ny tiako hahatongavana ?
35. fijo ( 17/06/2004 20:32)
ka efa fomba fiteny ampiasaina foana kosa anie io e.
36. unik ( 17/06/2004 20:51)
hummmm
37. rinakely1 ( 18/06/2004 15:16)
na cotié enao na haut plateau on s'en fout wa. tsy any no jerena fa ny vita ny baffle-nao e!
38. rinakely1 ( 19/06/2004 19:24)
ka inn ary no tadiavinareo e!
39. fijo ( 21/06/2004 22:40)
fitiavana miezinezina amina sipa kely manja be.
40. ikaretsaka ( 22/06/2004 03:33)
hahahahafa indray iny
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0438