ireto no zavatra tena mankaleo ny bandy
![](https://avatar.serasera.org/bc1b2d13ed305c1111461b180cb8afe1.jpg)
2. nonja
(
20/05/2004 11:11)
refa te- ho leo ny bandy de leo ka na tsy manao bobina aza ny sipa de leo fona izy
![](https://avatar.serasera.org/4e2790e36d81f4eb75bd9c8060646220.jpg)
3. yonikafopl
(
20/05/2004 22:21)
ny sipa tsy maintsy mitaraindraina foana,
ny fahadiovana no havoretrana
ny maso mijery tsy mitondra mody
ka dia ho leo fona zany ny bandy kou
hi hi hi
ny fahadiovana no havoretrana
ny maso mijery tsy mitondra mody
ka dia ho leo fona zany ny bandy kou
hi hi hi
![](https://avatar.serasera.org/ca611ff5688d31eecbe58cd802d812d7.jpg)
5. angie
(
21/05/2004 09:40)
joda> mba ataovy lisitra kou zay tsy tian'ny vhv e.
ilay vorettra ihany aho no d'accord fa ny ankoatr'izay tsy izy, ny mijery indray nareo lhl no tena loza raha hijery. na ahy alou tiako lay miara-mijery dia manao blabla miaraka.
yfopla>Hevitra fopla kou nenjy ka aiza ve ka ny sipa tsy maintsy mitaraindraina foana, ny fahadiovana no havoretrana

![](https://avatar.serasera.org/9cba3a805cb12fd86d2a844c39a15d34.jpg)
6. ari.malala
(
21/05/2004 10:34)
tsy voatery fa na tsy manao an'ireo aza ny sipa refa te hiala nareo miala fôna ê! hita daolo izao excuse izao! tsy misy miala pa zany eo ry fijo fa zany no marina â!
![](https://avatar.serasera.org/52e8f3d714993de304fd86b10dc622e5.jpg)
7. chipie1
(
21/05/2004 11:54)
ilay oe voretra kousa alou normal be raha leo ilay kofa, fa ilay oe mijery bandy hafa fanga mou zany midika inn, maso mijery fotsiny. nareo lelà no tena loza raha hijerijery kôfa kou aôna refa ataonay vao ho leo???
ilay mitaraina ndray tsy azoko lôtra!!!
ilay mitaraina ndray tsy azoko lôtra!!!
![](https://avatar.serasera.org/f4dfad803df83144a5be86d9bca87678.jpg)
9. hendry
(
22/05/2004 07:54)
mitaraina ahoana moa? ka iza ndray ary no itarainany e? ary tsisy mitaraindraina fahatany zany fa misy antony ao matoa mitaraina ny olona iray. Zay anie no tsy azoko: tsy itantarana ny manjo ny olona dia milaza hoe: fa maninona no tsy lazaina amiko zay manjo anao, itantarana ndray lazaina fa be taraina ilay olona, fa ahoana ihany e?
![](https://avatar.serasera.org/d015f798339be173f48c84896bd4a355.jpg)
11. joa
(
22/05/2004 14:09)
Inona eo fa ianareo bandy refa te hiala pa de be resaka mahita kianina fa maninona ra tonga de tsy tsorina, ny sipa foana noomena tsiny
![](https://avatar.serasera.org/af089cedf4fb105aca50a170c2b545de.jpg)
12. booboo
(
22/05/2004 14:21)
ilay mitaraina kosa ara ngôde mbô miangoty fa tsy hay ny manavaka ny tena mitaraina sy ny mody mitaraina
![](https://avatar.serasera.org/4e2790e36d81f4eb75bd9c8060646220.jpg)
13. yonikafopl
(
22/05/2004 14:29)
angie tsy dia hoe hevitra fopl ireo fa nosoratako mihintsy satria n'importe quoi le zavatra lazaina fa mankaleo ny ny bandy
Raha mbola misy ilay fitiavana de tsy mety leo izany fa ritra ilay tao no mahatonga azy ireo ho leo , dia foronina daholo izao sy izao mba hialana.
Ilay havoretrana indray tsy tokony hahaleo , fa raha hitanao hor voretra izy nefa mbola tianao dia atoroy fahadiovana re a! fa raha sipa tia koa tsy maintsy hikarakara tena izy.
Fa le sipa tsy mahakarakara fahadiovana aloha tsy sipa izany amiko fa sariny e! lol

![](https://avatar.serasera.org/00888b66b1e4c4607f03b4fc4bc1fbcc.jpg)
14. pitchou
(
22/05/2004 21:19)
fa ny tena tsy tantiko tokoa ny ahy d ny bandy voretra! gay! lasa mieritreritra hoe marina iny raha nisasa!
aza atao problema hoa zany sipa mijery bandy hafa zany! de toute façon rehefa hanaraka azy izy angaha ho voatananao? tsy hanana fotoana hahaleo anao akory enao d efa tsy hita izy!
aza atao problema hoa zany sipa mijery bandy hafa zany! de toute façon rehefa hanaraka azy izy angaha ho voatananao? tsy hanana fotoana hahaleo anao akory enao d efa tsy hita izy!
![](https://avatar.serasera.org/23c1622d0f5af8a8a8cd90dd1898f3cb.jpg)
16. mumu
(
24/05/2004 11:56)
raha mamaky tsara an'ity forum serasera ity za de ny bandy no teny hitako be taraina ato klé!!
![](https://avatar.serasera.org/4e2790e36d81f4eb75bd9c8060646220.jpg)
18. yonikafopl
(
24/05/2004 16:24)
samy be taraina ato daholo na lhl na vhv kosa e! fa marina fa isika vhv no betsaka mitaraina kosa aloha e!
![](https://avatar.serasera.org/9cba3a805cb12fd86d2a844c39a15d34.jpg)
20. ari.malala
(
25/05/2004 10:44)
ka rehefa misy manjo kosa ary v iza no hitaranana tsy ilay olon-tiana v?! mitaraina le ol lazaina fa be taraina, tsy miteny le ol lazaina fa mihafahafa, hafahafa marina ny zanak'olombelona ka!