ireto no zavatra tena mankaleo ny bandy

41. fijo ( 08/06/2004 22:53)
ny inona eeee?hita fa marina izany ko
42. chipie1 ( 09/06/2004 05:52)
mahay tsenjery reto lelà reto refa zatra mpanao...
eissyyee!!
43. fijo ( 10/06/2004 23:17)
chipie ko,efa hoe hita matetika fa tsy izany.
44. ari.malala ( 11/06/2004 06:30)
hita matetika satria iainana st atao koa, mazava b anie zany ê
45. ari.malala ( 11/06/2004 06:38)
hita matetika satria iainana st atao koa, mazava b anie zany ê
46. chipie1 ( 11/06/2004 07:34)
47. booboo ( 11/06/2004 10:52)
48. angie ( 11/06/2004 11:24)
grrrrr
49. fijo ( 15/06/2004 22:31)
ny hita anie ry sipa tsy hiainana fa mba mahaiza manavaka e.
50. ikaretsaka ( 16/06/2004 05:38)
inona ary ireto miharo ny maha lehilahy lahy sy ny maha vehivavy azy ireto... tsy misy anka.. ange ato e
51. booboo ( 18/06/2004 13:59)
miaro fa tsy miharo ry ikaretsaka a ! terrible raha miharo !!!
52. rinakely1 ( 18/06/2004 15:18)
tadidio fa ny zavatra mankaleo anareo aty @ ny kala d mankaleo anay koa refa any @nareo e!!!!!!!!!!!!!!
53. fijo ( 21/06/2004 22:42)
ka ny fanontaniana dia izay mikasika ny kala.
54. ikaretsaka ( 22/06/2004 03:33)
na miaro na miharo... maninona moa ... hihihii
55. booboo ( 22/06/2004 13:07)
hihihi
56. fijo ( 22/06/2004 22:30)
miharoharoa ao ary e.tsy maninona izany anie e.
57. bibiche ( 26/08/2004 09:50)
ny vehivavy tsy mahay mampirevy koa tena tsy tia ny bandy ry zareo an le sipa otrany vatakazo ireny e hihihihihh
58. fijo ( 26/08/2004 22:40)
izay mihintsy.mampanofy feon'ala sy minotsika. :-* :-D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.1186