ireto no zavatra tena mankaleo ny bandy
24. fijo
(
25/05/2004 23:42)
inona idray ity vocab "zame" ity e?
izao e,haljao ny lehy fa izy no lohan'ny fianakams.
izao e,haljao ny lehy fa izy no lohan'ny fianakams.
26. mumu
(
26/05/2004 10:47)
fijo de hajao kou ny vehivavy e!!
lohan'ny fianakam's taiza kou!!
vocab vaovao anay zany?? tsy fantatrao nga ny dikany?
lohan'ny fianakam's taiza kou!!
vocab vaovao anay zany?? tsy fantatrao nga ny dikany?
27. fijo
(
26/05/2004 22:12)
mumu>tsy haiko ny dikan'izany "zame" izany.
taiza indray moa izahayno tsy nanaja vehivavy?ary ngaha tsy hainao fa ny lahy no lohan'ny vavy.jereo momba ny mariage fa mazava ao fa ny trano honenan'ny mpivady dia izay trano fidian'ny lohampianakaviana,izany hoe ny lahy.afatsy "cas de misintaka"
tsy za no namorina an'io fa efa izay e.

28. jhouhlambout
(
04/06/2004 11:56)
Ireto no zavatra tena TENA sady tena mankaleo ny bandy:
-materialy
-mpamitaka
-mpiodina
-raciste
-mpiteny maloto
-superficielle
-jalouse
-possessive
-b Zezt
-Allumeuse
-mpiatsar-vel-tsih
-mpigafy
-mitaraina lava
-voretra
-tia mijerijery bandy hafa
-kizitina
-mpifosa
-materialy
-mpamitaka
-mpiodina
-raciste
-mpiteny maloto
-superficielle
-jalouse
-possessive
-b Zezt
-Allumeuse
-mpiatsar-vel-tsih
-mpigafy
-mitaraina lava
-voretra
-tia mijerijery bandy hafa
-kizitina
-mpifosa
30. chipie1
(
04/06/2004 12:12)
fa i djhoul ve tsy leo manao copier coller e!!
iraikitra be eo io fa tôvy eo iany ane e!!!
hihihi
ataony bandy kou reo !!! fa tsy ny sipa fôna !!!
iraikitra be eo io fa tôvy eo iany ane e!!!
hihihi
ataony bandy kou reo !!! fa tsy ny sipa fôna !!!
31. yonikafopl
(
04/06/2004 21:38)
chipie1 hi hi hi hi
matoa rajhoul mametraka ireo foana dia izy no voalohany manao ireo fa tena hainy tsianjery mihintsy
matoa rajhoul mametraka ireo foana dia izy no voalohany manao ireo fa tena hainy tsianjery mihintsy
33. jhouhlambout
(
05/06/2004 11:24)
an-3, zavatra hitako matetika ataon'ny vehivavy io ka milaza ny zava-misy fotsiny aho...
37. chipie1
(
07/06/2004 18:33)
mazava be tsy mila porofo !!!
matoa mahay anireo lazainao reo ianao de izy zay kou innn
he he he
matoa mahay anireo lazainao reo ianao de izy zay kou innn
he he he
39. fijo
(
07/06/2004 23:08)
matoa ny olona iray maharakitra tsianjery zavatra maro,dia satria efa hitany sy tsapant matetika izany ilay zavatra.fa tsy hoe ataony matetika akory.