aty aminay aty dia la mode be mihintsy
1. joda
(
18/05/2004 15:13)
ny mampiseho slip..asa rahoviana no ho tonga any dago
novalian'i mirabel ny 08/05/2005 15:52
3. yonikafopl
(
18/05/2004 18:51)
hi hi hi, tanteraka izany izao ilay tenin'i dadanay fahiny, raha namaky ireny revue ireny izahay dia nahita prix de slip a 52$ angamba izy izay, fa maninona hoy izy no lafo be ,raha izy hono no mividy zavatra lafo izany tsy mba afeniny any anatiny any fa aderadera ho hitan'ny olona fa novidiana lafo, hi hi hiu hi hi , izao izy izany tanteraka ko
9. angie
(
19/05/2004 08:37)
Aty aminay ndray tsy mba string zany fa tena slip mihintsy ny loza aza dia ny an'ny sasany misy rovitra kely na misy kofehy lay tatazaitra ireny, aoka fotsiny ny loko ... Tsy milay alou amiko e.
11. ravatorano
(
19/05/2004 11:03)
resaka slip
aty aminay mbola lavitra b zany
manao maillot de bain aza any foulpointe mbola vitsy dia vitsy koa vao maika fa ilay slip na string zany
fijo>ilay masina indrindra ah !hihihi
elah ty d mampimé kah
Alazako an ny zokinifijko elah ah
aty aminay mbola lavitra b zany
manao maillot de bain aza any foulpointe mbola vitsy dia vitsy koa vao maika fa ilay slip na string zany
fijo>ilay masina indrindra ah !hihihi
elah ty d mampimé kah
Alazako an ny zokinifijko elah ah
13. yonikafopl
(
19/05/2004 13:58)
hi hi hi hi , ianareo kosa e! masina @ fijo ilay izy fa efa nandramany angamba ny tsirony kou hi hi hi hi , sa tsy izany moa ry fijo?? antonony ve ny sira sa be loatra?
14. ari.malala
(
19/05/2004 14:05)
hahaha! hay v masina hoe misy sira ê! mba tsy hitako ndray iny! :)
16. fijo
(
19/05/2004 20:16)
mangina daholo!tadidio fa ao no tahirintaranaka.izany hoe ao no loaranontsika.ka raha izany no tsy masina dia hosimba ny taranantsika.
ka masina sa tsia?
ka masina sa tsia?
17. mumu
(
19/05/2004 20:55)
fijo: io zany ilay ampiova finoana any anao ve? (cf forum nivadimpinoana)
