aty aminay aty dia la mode be mihintsy
22. voninkazokely
(
20/05/2004 14:40)
Rehefa manao taille basse anie dia miseho ho azy ilay izy na dia tsy te aseho aza é!
25. fijo
(
20/05/2004 23:34)
tsss,efa masina hatrizay io ka.ao anie ilay hoe saha edena izay lonaka tsara e.izay no mahatonga ny vazaha sy nizay manaraka azy mitsingolika ao.
28. yonikafopl
(
21/05/2004 16:32)
fijo fa ianao ve aloha anisan'ilay mitsingoloka ao @ saha edena aloha e!
32. xxx
(
24/05/2004 09:19)
aiz kosa d ny ataony vaza sy ny fisainana ny vaza v no entina any dago! misy ny tsara alaina tahaka fa tsy zavatra retra akory no entina any d aveo lasa inona ilay dago!
34. yonikafopl
(
24/05/2004 15:46)
ra jhouhl hi hi hi hi
ka le gasy koa ange dia zatra mpangala tahaka loatra e! tsy mifidy intsony fa lasa fa ho any fotsiny.
ka le gasy koa ange dia zatra mpangala tahaka loatra e! tsy mifidy intsony fa lasa fa ho any fotsiny.
35. ikaretsaka
(
24/05/2004 22:32)
izay tsy mitsongolika na itsongolo0hina no aoka hitora bato anay sy i fijo e... au moins nous sommes honnettes ange e...
37. angie
(
26/05/2004 07:59)
Fijo>Tandremo ihany zao resaka zao ange mety hitondra an toi hitsingolika e ary avy mety ho very ihany io virja io raha tsy miala @ ireto fakam-panahy ireto hihihi
40. fijo
(
26/05/2004 21:38)
le masina letsy io an.mampitsongolika wa ny masina dia avy daholo ny rehetra
