aty aminay aty dia la mode be mihintsy

41. mumu ( 26/05/2004 21:49)
fijo hihihihi de mampaninona kou???
42. fijo ( 27/05/2004 20:53)
mitsingolika eo dia tonga ny fanahy masina dia lasa ramanenjana,dia henjakenjana eo ko.
43. chipie1 ( 28/05/2004 18:02)
de enjano eo aza....
: )
44. yonikafopl ( 29/05/2004 00:16)
dia henjakenjana dia mitady lalana avy eo hi hi hi lol
45. nolimit ( 29/05/2004 20:26)
Aza avela raha tsy mahita ny lalana haleha raha misy henjakenjana any ha!ha!
46. fijo ( 31/05/2004 22:33)
lalana inona ary izany.fanahy masina anie no resahana e.ianareo wa tena tssss,manova resaka fotsiny.
47. mumu ( 01/06/2004 07:40)
inona njay zany resaka mihenjakenjana ry fijo???
48. chipie1 ( 01/06/2004 19:48)
oujiiii hihihih
49. fijo ( 01/06/2004 20:44)
ka rehefa miongakongana ao wa dia tonga ny fanahimasina dia mihenjakenjana eo,fa lasa misy mibolisalisatra koa kay izy ity ko.
50. jhouhlambout ( 04/06/2004 11:40)
:o)
51. manantsoa ( 24/06/2004 16:34)
Angamba tsy slip na string intsony izao no isalorana fa tena tady kely fotsiny sisa.
Ary dia misy resaka toy izao vokatr' izany :
Taloha dia ny slip ny manafina ny fikabe , ankehitriny kosa dia ny molotr' ilay fikabe no manafina ilay tady kely .!!!!!!!!!!!!!!
52. fijo ( 24/06/2004 23:03)
ih,ih,ih,marina io ary tsara ka
53. mirabel ( 08/05/2005 15:52)
fijo:

ka tsy hafenina anie fa hitahirizana ilay masina indrindra e.



de tsy olana ve na aseho hatrany am-piangonana satria noviadiana lafo na lamaody ??
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.053