mitady sipa fa kere

1. xxx ( 11/05/2004 12:13)
Vonjeo eh
novalian'i fijo ny 23/02/2005 21:30
2. vatosoa ( 11/05/2004 13:29)
hihihi! noana mafy ve izato ianao rahavana?
3. fijo ( 11/05/2004 23:00)
omeo vato io olona tsy fantatra io ry soa an
4. joya ( 12/05/2004 07:24)
andray kosa!! ao fa eto zah e!!
5. vatosoa ( 12/05/2004 07:24)
Avia ary aty amiko e! fa saingy teneno aloha ilay anarana. Fa fiantrana aloha ny ahy fa tsy fitiavana.
6. vatosoa ( 12/05/2004 07:26)
joya > Ka omeko andry izy izany sa ho anà, sa ahoana ny hifanarahantsika sy ndry?
7. mumu ( 12/05/2004 07:28)
mitady sipa (vavy) ve io xxxxx io sa sipa (oul hiarahana)?
8. fijo ( 12/05/2004 22:43)
izy aza tsy hay ka inona indray fa dia sipa fotsiny e.
9. xxx ( 13/05/2004 06:44)
Ka tena tsy mety mahazo mintsy ny bandy koh
10. mumu ( 13/05/2004 07:32)
xxxx apetraho alou ny anarana e!!
11. fijo ( 13/05/2004 21:40)
bandy izy izany dia kala no hilaina hamaly.fa mikalia aloha letia fa kere izany ve aharaka le
12. jhouhlambout ( 14/05/2004 08:52)
ié, mikalia aloha fa sao vizana
13. tenio ( 14/05/2004 15:27)
Marina izany, mikalia aloha soa dia vizana eo razoky.
14. chipie1 ( 14/05/2004 18:01)
de misotroa rano kou
15. fijo ( 17/05/2004 23:26)
dia aza hadino ny voasary vit c
16. tenio ( 19/05/2004 10:13)
Mbola tsy nahita ve ô? Efa mba nikaly ve aloha? . Tohano aloha ry namana ny aina vao mitady sipa fa sao lahy maty eo.
17. ari.malala ( 19/05/2004 13:47)
omeo hanina kosa hono izy ê
18. fijo ( 19/05/2004 20:52)
ka tsy hay intsony le maha kere azy ko.
19. betty ( 25/05/2004 12:23)
kere ngôlôngôlô ve izy io sa kere miam eh :p
20. xxx ( 25/05/2004 12:56)
Tena kere sipa eh, tena mila vonjena haingana de haingana fa mikoinsa
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2017