mitady sipa fa kere
![](https://avatar.serasera.org/018a58fe05237df55a96ee4c840d216f.jpg)
28. fijo
(
26/05/2004 22:55)
xxx anie miteny hoe mila vonjy fa micoince e;fa tsy milaza izy hoe tsy malama ny zavatrany.ka izay no tsy hazoko hoe inona ilay malamalama tsara
![](https://avatar.serasera.org/23c1622d0f5af8a8a8cd90dd1898f3cb.jpg)
29. mumu
(
27/05/2004 07:07)
fijo mila vonjy izy fa micoince de hoy za hoe asivo menaca am'zay malala tsara!! euhhh tsy mbola azonao ve no tiko tenenina?
![](https://avatar.serasera.org/82b054bd83ffad9b6cf8bdb98ce3cc2f.jpg)
31. betty
(
27/05/2004 11:31)
mila oul efa vita vaksiny mintss vo tokony sahy mikitika an'zany ô! :p
rouillé ve kou :)
rouillé ve kou :)
![](https://avatar.serasera.org/018a58fe05237df55a96ee4c840d216f.jpg)
33. fijo
(
27/05/2004 21:39)
efa mazava kely re e.
dia mba ampiasao ihany izany izy io fa aza avela hicoinsy fa manjary mandany menaka e.
dia mba ampiasao ihany izany izy io fa aza avela hicoinsy fa manjary mandany menaka e.
![](https://avatar.serasera.org/f561aaf6ef0bf14d4208bb46a4ccb3ad.jpg)
34. xxx
(
30/05/2004 18:22)
xxxx, fa refa miverina miasa de aleo ande hilamina de misesy fa njaty tapaka eo raha tonga de kapohinlà mafy ambôlouhany hihihi
![](https://avatar.serasera.org/af10b012d0bb1d4759d156a5b09743ef.jpg)
39. iartistika
(
14/02/2005 17:07)
Raha zà elà ry xxx,soloina mitsy zany matôsy mikoinsa zany,sao manimba ny blôky maoteran'olona eo...;