Antso fampandrenesana

1. tsilan ( 10/05/2004 13:47)
Antsoina isika rehetra Gasy mipetraka eto Eraopa sy Amerika. Fa isika dia hanao fihaonam-be voalohany eo anivon'ny ranomasina Atlantika. Samia mitondra tondro avaratra hijerena ny lalana. Ary aza mitondra vato sao tsy zakan'ny lakana.
Maniry antsika ho tonga vitsy faran'izay vitsy raha azo atao
novalian'i mcfy ny 03/08/2004 23:09
2. sipagasy ( 10/05/2004 16:51)
Maninona ary raha tsy mifananihany tahaka izao????


Fa mampilaza aminareo kosa aho fa ny fihaonan'ny namana aty am-pita dia efa eo ampikarakarana ny tompon'andraikitra fa TENA HISY io ary antenaina ny fahatongavan'ny maro.

Misaotra tompoko!
3. fijo ( 10/05/2004 22:51)
izay no maha ratsilan azy e.ih,ih,ih
4. booboo ( 11/05/2004 11:14)
hihihihihi !
5. lanto ( 11/05/2004 11:24)
ratsilany resaka
6. kitjo ( 11/05/2004 17:44)
hihihihihii
ra mi-tsilan-y k
7. fijo ( 11/05/2004 23:20)
maty elah ratsilan fa miverena aloha hamaly an'ireto e.ih,ih,ih
8. tsilan ( 12/05/2004 01:40)
Misaotra anareo namaly ny antso. Ny takila fandraisana anjara dia alatsaka eo an-tokontaninareo amin'ny raoplanina mandeha saribao, mba ho fiarovana ny tontolo iainana.
Mandra-piresaka indray
9. kitjo ( 12/05/2004 09:26)
tsy leeee
sao d saribao notondrahana kerosene yo yo aza zany
10. booboo ( 12/05/2004 13:09)
hihihihi
11. ikaretsaka ( 12/05/2004 16:25)
possible daholo izany .. rehefa manofy an
12. fijo ( 12/05/2004 23:01)
an an,nianikazo loatra i ratsilan,dia lasa revy be
13. kitjo ( 13/05/2004 02:35)
eny ambony hazo izy znay d neveriny fa mande roplanina mande saribao
14. xxx ( 13/05/2004 04:01)
ny hazo ipetrahany v no tiany atao saribao? hihihi
15. kitjo ( 13/05/2004 18:23)
azo eritreretina ko zay
fa mety nanetroka b le izy nodorana d le setroka ko lasa gaz nampande an le roplan
16. fijo ( 13/05/2004 23:48)
izay aby izany e.rehefa mbola misy saribao aloha dia lasa io
17. kitjo ( 14/05/2004 01:12)
ny tontolo iainana saina no atahorana lasa miaraka aminy
18. jhouhlambout ( 14/05/2004 08:58)
:-)
19. tsilan ( 14/05/2004 13:12)
Vaovao farany
Vao omaly no nanome vola ny WB, sy ny AID ho fanampiana antsika amin'ny fambolen-kazo, hamatsiana saribao ny raoplanina.
Koa tsy hisondrotra akory ny saran-dalana fa aza matahotra
20. kitjo ( 14/05/2004 15:40)
Tsy hisondrotra ny saran-dalana fa ny seza no esorina aby
Ny halavitana koa ahena ho antsasany
raha avy any Ankatso ho any Anosy ianao d eo @ mascotte midina fa tsy hihena ny sarandalana fa aza maatahotra
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.5788