Antso fampandrenesana

21. xxx ( 15/05/2004 09:45)
Ataon'i tsilan mirediredy daholo nareo re olona ah! vive tsilan!!!!!!!!
22. kitjo ( 17/05/2004 09:40)
mba manala azy @ rediredy ny hendry e
23. yonikafopl ( 17/05/2004 20:35)
Tsiky dia ampy ny ato ry xxxxx fa tsy rediredy kosa a,
24. fijo ( 17/05/2004 23:52)
ho ela velona ny tsiky e.
25. tsilan ( 19/05/2004 03:52)
Kitjo
Tsy ho esorina akory ny seza, na ahena ny halavitry ny lalana
Fa mba hiangaviana ianareo mpandeha mba hivoaka hanosika rehefa miaka-piakarana, rehefa midina kosa dia miara-mitaingina ihany isika rehetra.
Misaotra indrindra amin'ny fiaraha-miasa, fa ny fanosehanao no ho fahombiazanay.
26. chipie1 ( 19/05/2004 07:32)
tsilan: de atoseo rery eo ny anao aza!!
27. booboo ( 19/05/2004 10:54)
hihihi milay ra-tsilan a !
28. fijo ( 19/05/2004 21:19)
milay letsy e.tena efa mahazo mirotsaka manao polifika any amin'ny tana ialahy fa efa izay ilay firesaka fa ao tsara.
29. nala ( 20/05/2004 16:15)
efa vita ve izany fihaonana izany aloha fa izaho tara e? interessant be aho mantsy!
30. fijo ( 20/05/2004 21:50)
vakio tsara avy ery ambony dia hoarakao ihany e.mahazotoa o.
31. tsilan ( 20/05/2004 22:24)
Nala
Hatao tsy ho ela ny fihaonana, fa miandry kely ny famitana ilay hotely mitsingevana lehibe vao nofinofisiko atao eo afovoan'ny ranomasina Atlantika.
Ny fasika sy ny vato rehetra dia avy eny Andralanitra. Ny biriky kosa dia avy eny Ampitatafika.
Omena anao amin'ny manaraka ny fandaharam-potoana rehetra fa aza matahotra.
Misaotra antsika mahari-pery
32. methode ( 20/05/2004 23:21)
Aza manao resaka mandany jiro rangah fa lany ny labozia ampiasaina amin'ny ordinateranay a!!! Hiihihihi! Mba ataovy resaka matotra izy ity e! Na dia asiana sangisangy ihany aza!!
33. tsilan ( 22/05/2004 01:08)
Methode
Mora lany ny labozianao, na matimaty matetika
Ny orinasa Laboma, dia mamokatra labozia mateza maharitra roa taona, raha toa ka ampirehetina roa segaondra isan\'andro. Ny afo avoakan\'ny labozy mateza dia sady mamono ny moka ny mahafaty ireo voalavo ao an-tranonao.
Koa manantona ary ny mpivarotra lavitra anao indrindra fa ny fividiananao ny labozia mateza dia hampandroso ny orinasanay
34. ikaretsaka ( 22/05/2004 03:17)
tsss foran-dra tsilaina hanaovana saribo ny hazo tsotra dia ny hazondrongony indray amboleny hankany raviny... tena tsssss
35. nala ( 27/05/2004 16:42)
efa nijery email teny amin'ny lanitra foana hoa fa be rahona be taty aminay dia tsy haiko raha dila ny fampandrenesanareo.
36. fijo ( 27/05/2004 22:02)
ka raha dila ny fampandrenesana dia miandrasa andra tsilan hifoka amin'ny manaraka indray dia ahita antso vaovao izy.
37. tsilan ( 28/05/2004 02:09)
Tsika tsy mila mifoka eh, ary tsy mila migoka.
Fa atodika eny an-tsaha ny loha dia jerena ny fotsiny ireto firiorion'ny olona mivezika sy miasa. Dia hitanareo eo izany hevitra sy nofy mianga avy any anatin'ny loham-panahin'ny olona tsirairay izany. Toa manjavona mihintsy Mahamasina sy Analakely indraindray.
38. tsilan ( 01/06/2004 02:02)
Vaovao farany

Noho ny fisondrotry ny vidin'ny lasantsy tsy miato eto amintsika, dia nampiantso antsika ny mpitatitra mba hamokatra fiara mandeha amin'ny saribao ihany koa. Koa dia andeha ho any ivelany kely aloha isika hitsindroka ireo milina efa tonta mba hamokarana ireo fiara ireo. Marihana anefa fa mety tsy ho hita intsony ireo milina ireo satria efa mety ho tototry ny tany. Koa miantso ireo mpikaroka ny fahagola na arkeolaolgy mba hanampy amin'ity fitadiavana vahaolana ity.
39. xxx ( 01/06/2004 19:48)
za izay !!!
40. fijo ( 01/06/2004 23:33)
ndana amin'izay ary i x matory fa efa mba niseho tapany aloha izay.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1933