Ho an'i xxxxxxx
Aza fady indrindra mba soraty ao anaty diary tsilaniandro ny adiresinao sy izay mombamomba anao fa tena ilaina tokoa ianao amin'ity tetik'asa ity.
Misaotra indrindra. Tsara ny manamarika fa ilay diary dia vao hatota any amin'ny trano mpirinty any Ambatomena.