manala azy, tohizo

1. kitjo ( 11/05/2004 11:29)
mba ni chat zay sy delvichio zany e, na atsy @ efitra ambadika atsy aza lery,hiihhihi
tohizo ry reto an,
d samy mamorona anarana

delvechio •-)•–––-dirt off your shoulder   dit :
io misy ikotobalita

kitjo ...{studying}.... dit :
aiza

delvechio •-)•–––-dirt off your shoulder   dit :
sera2

kitjo ...{studying}.... dit :
iza zany

delvechio •-)•–––-dirt off your shoulder   dit :
ra balita e

delvechio •-)•–––-dirt off your shoulder   dit :
tsy fantatrao v balita e
le zanakana bavin i koto randria

le mipetraka ao atsimo andrefan ny tranon i randria

kitjo ...{studying}.... dit :
le ambadik ny tsena avaratry ny tranon rasoa

delvechio •-)•–––-dirt off your shoulder   dit :
i soa zanaky t..rinazy
lolll

kitjo ...{studying}.... dit :
anabavin dadazefa
le dadatoan le sabotsy
zokin kala sendra

delvechio •-)•–––- dit :
fantatrao moa we kendan tolana ny alika an ndrema fa nangalapinana tao andakozian ra zozefa mpivaro kena?

kitjo ...{studying}.... dit :
hahha, hay v le hena namidin razily avy novidin raperla d nandrahoin kalabozy e

delvechio •-)•–––- dit :
ieee ka lery ko tsy mamerina famerimbola ara dalana ko aiza no tsy ho pehan ny alika ny hena

kitjo ...{studying}.... dit :
k le vola ange nindramin lery tany amin Lisy vadin Rabema d ts naveriny tsn d zay ngamba
novalian'i kitjo ny 21/05/2004 09:09
2. lanto ( 11/05/2004 11:49)
delvichio.....ka nidibingo lery izany fa ny dadatoan-drabema le pasitera etsy ambohitsitononina ange ka manam-binanto an'i Komisera Ramaingoka e !
....
3. kitjo ( 11/05/2004 12:04)
miala tsiny @ Ikotobalita fa neveriko nananihany i Del , sady mba manala azy koa e
4. kitjo ( 11/05/2004 13:15)
hay v zany no nandehanan Zety vadin Ramaingoka any amohitravo foana mandalo ny tranon Ramanga manoloana ny tsenan i Ngamba refa avy mikopakopaka an Besona e
5. kally ( 11/05/2004 16:28)
Hay i Besona avy ao Ambodiriana ilay mpindrana ny bisikiletan-Dranaivo vadin'ny zanak'anabavin'i Daoro mpananihany an'ikala Blà iry?
6. kitjo ( 11/05/2004 17:52)
Kay vy Kally ndroky ko nahalala anrenyyy,nataoko fa ry Peta zandrin le Doma mpilalao kanety miaraka @ Letovo zanak Randretsa mpiasan dRasona le namarotra ovy tamindRabakomanga iany ary no fatandrokyyyy
7. jhouhlambout ( 11/05/2004 18:22)
:-)
8. fijo ( 11/05/2004 21:18)
9. kitjo ( 12/05/2004 00:12)
fanina ngah fijo zandrin zokinfijo, namana ao @ sera2, oebipeijn i Hery mipetraka any Italie an yEurope bla bla bla
10. samoina ( 12/05/2004 08:35)
Fa ny zanak'anabavin'ny dadaben'i fijo lahimatoa tokoa vê moa dadatoan'ny zafikelin-dreniben'i kitjo sa mpihavana mifanalavitr'akaiky fotsiny toa an-dRamanga sy ny anabavin'i Daoro e ?!
11. tenio ( 12/05/2004 09:21)
Hay ve! ilay mipetraka ao antsinantsena eo akaikian'i le ramatoa anadahin'ilay mivarotra eny Andohatapenaka eo akiaiki'lay rangahy zandrin'ilay mivarotra eny tsaralalana.
12. tenio ( 12/05/2004 09:32)
Ilay manambady an'i Rakamolahy zanak'ilay manana taxi brousse mankany Ambalapibasy?
Za koa efa saika nalain'iny ho vady fa tsy tiako fa kamolahy, sady efa niteraka roa tamin'i kala Zanina le zanaky ny prézidam-pokontanin'i Ambalagoavy firaisan'i Ambalafary, fivondronan'i Ambalapaiso, faritanin'Ambalamananasy.
13. kitjo ( 13/05/2004 02:59)
kay ve enao le saika niady t@ ramavitrika iny teo akaikin tetezamasinin'ny avaratrafo e.T@zay Ikotofantsy nanasaraka anareo satria hitan ratovo le mpanao sary amidin kala Zoely ao antokotanin Ratrimo
14. tenio ( 13/05/2004 07:28)
Tsary iaho iny i! Le zokinay le manambady an'i kala Lorety le mipetraka any Ambalavoatabia any akikin'Ambalatongolo.
Za tamin'iny tany namonjy ny fanambadian'i le Davy sy kala Zela zanak'ingahy Radedaka rahalahin'i Rabezesta eny Ambalakaraoty.
15. samoina ( 13/05/2004 07:39)
Kala Lorety kangà moa tsy nonina tao Ankadimaitso Befelatongotra ?
Tadêdeko mintsy kalavavy mêriminana voatangolo iny da miboroshy nify amy ravitseva ao Ankadinandevo !
16. kitjo ( 13/05/2004 19:03)
iieee, le mpaka magazo ao ankadinitsimanatimindrana , avaratrakelin tranondrazefa mpamboly katsaka ao Antsihokely refa avy manatitra vomanga ao amindry Lemanga avy nadiana tany Ambohitrangady
17. fijo ( 14/05/2004 00:48)
fafao ireo rahery fa mila hivaha an.ih,ih,ih,
18. kitjo ( 14/05/2004 07:12)
andraaaaay
mial njay fijo fatsy voatonona ny anarany
19. jhouhlambout ( 14/05/2004 08:34)
:-)
20. kitjo ( 16/05/2004 17:14)
bla bla bla bla
bli bli bli bli

mbo valio ry reto azaafdy le ary @ soso-kevitra ary an, mba mila fanampiana le namana e,.....
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1641