Asa ho'a raha nandinika isika mikasika izay
Ity ny tantara, nisy rangahy iray izany hono nanana vady 120 nonina teto amin'ity Ankaratra ity. Rehefa nandinika ity Rangahy dia nahatsapa fa ny an'ny vehivavy dia tsy misy mirefy mihoatra ny iray vehy (fandrefesana malagasy eo anelanelan'ny ankihibe sy ny fanondroadala io) ny fisokatry ny molobe. Hany ka vaky vava ny anao lahy hoe : "dia vehy avy ireto izy". Dia nantsoina hoe vehiavy aloha ny vahivavy, saingy taty aoriana dia nohatsarain'ny fiarahamonina ny fanononana hoe vehivavy.
indray andro tany Ambohitsifantatra