mpikidaona

1. mumu ( 09/05/2004 07:52)
efa mba nikidaona tamina train na bus ve nareo, za klou efa nanandrana de tratra, de fay tsy sahy tsony hihihihi
novalian'i fijo ny 19/05/2004 21:21
2. sipagasy ( 09/05/2004 09:05)
za akia mpanao io @ RER ann fa tsy mbola tratra aloha é! na @ train banlieu eo St lazare le mankany argenteuil iny rehefa tsy eo mantsy ry zareo dia rare no any anaty train, fa efa tratra indray za le avy any @ banlieu tonga eo St lazare teo daholo ny kisssssoooooaaaa rehetra tsatsa tao é! hi!hi!hi! fa tsy mety fay
3. hery ( 09/05/2004 11:00)
Za indray alou dia tena tsy fidiny :)
Atao ahoana e, mahantra ny tena tsinona.
Avy teny amin'ny aéroport ho aty Rome dia tena tsisy vola mihitsy tany ampôsy. Kanefa tsy maintsy hody. Dia nandray train. Isaky ny manana billet zà tsy misy misava ry lematy fa rehefa enao mikidaona vao miala any daholo. Dia afaka arrêt iray dia miala any fa henoko misy misaotsaotra any aoriana any. Nony nojereko dia tena kisoa vavy :)
Nitsangana malaky aho namonjy varavarana... dia mba tsara vintana fa tafajanona t@ arrêt ihany mandrapahatongany teo amiko. Hazakazaka aho nivoaka. Nanenjika ihany fa nodiako gisa.
Andro @ 11ora alina aho no nijaingijaingy nandeha tongotra nitady arrêt-na bus akaiky.
Fay kalou kah. Tsy hanao intsony :)
4. oully ( 09/05/2004 14:54)
hery> mampieritreritra :)
5. mumu ( 09/05/2004 17:50)
hery: ôtrany hitako enao miaraka amin'ny valizy be !! hihihihihi
Aza mba voany iany e!!
6. hery ( 09/05/2004 22:00)
mumu> tokony tsy nisy an'izay raha ohatra ka sahy nangataka fré tamin'izay sipa izay :)
7. xxx ( 10/05/2004 01:35)
za dia tena mpikidaona tamin'ny tram, fa izao fotsiny asiana ticket tsy mbola misy credit fotsiny any amin'ny tena, dia rehefa miditra ny mpisava dia izay vao hafitra aingana amin'ilay scaner ny carte. Fa tsy tratra izany
8. mumu ( 10/05/2004 08:06)
hery: iza miteny hoe aza mangataka? hihihi
9. mumu ( 10/05/2004 08:09)
xxxx: za efa nahita oul nanao an'izany fa no bloquer-ny ilay mpitondra bus ny compostage kou!! de tratra teo
10. aladin ( 10/05/2004 08:48)
nandeha maro² izahay ndray mande 'ze de samy bandy .1000f ny vola nefa 6 izahay!de efa hokaiky ho tonga teny @ arret tokony hialana vao nomena le vola de hoe 'ty miala ary @ ......(arret afa mbola lavidavitra io)de ouzy le receveur mbola bandy kely² tsy mahatonga any 'ty ry zalahy a!blabla!de tsy taitra izahay niteny hoe tssss! ento aty 'zany de aleo 'zahay hiala eto e!iny ihany ny aty aminay kou!blablabla.de nidina de tonga de naveriny ny vola!hihihi
11. fijo ( 10/05/2004 22:57)
rehefa mankany avignon aho no manao an'io amin'ny train,dia averiko ny billet rehefa tonga aty marseille dia miverina ny vola.indray mandeha aho no efa tratra dia mody niteny gasy be aho dia hoy ilay kisoa :"olona vao tonga io fa manana billetizy fa tsy hainy hoe compostena"dia nataony ary tsotra be tamiko mihintsy izy.za mbola niteny gasy ihany.
12. mumu ( 11/05/2004 08:21)
fijo : tena mpiady ianao zany klé, iny ndray no tsy hita hihii
13. kitjo ( 11/05/2004 13:34)
aty tena tsisy fika ra metro ko, tsy misokatra le varavarana ra tsy mi-top carte eo enao, d ra tsisy credit tsn anaty carte d mijanona

ny bus ndray afaka miditra ihany ra be olona fa refa mivoka manenoneno be ny varavarana ra tsy mi top carte d ra nandrotsaka "coin" aza enao ts manana carte d savaina ny ticket,
fa misy chance kely iany aloha ny bus fa saingy za tsy sahy kaaaa
14. kitjo ( 11/05/2004 17:46)
mivoka vaovao tselatra zany oe voaraoka tany Singa hono kitjo fa nikidaona bus,ihiihhihi

za nikidaona fa Kidaona Maraina Kidaona maraina t@ RTA sa moa Radio Tana tany dago,lolll
15. fijo ( 11/05/2004 23:26)
tao paris koa no efa tratran'io hivoaka ny RER io dia tsy nadeha intsony ilay tiket.aty marseille tsy misy an'izany fa ny miditra ihany no mitomboka.dia hany lalako dia nanaraka olona nivoaka,avy dia mikisina aminy eo dia tafavoaka.teny amin'ny auto route mankany cannes iny koa aho no efa nanaraka fiara nivoaka dia lasa.avy dia manarabody ilay fiara ianao dia tsy midina ilay bara.fa tsy atao fanao io fa misy bodega matetika eny.
16. kitjo ( 12/05/2004 09:27)
he he
aleo hilam knouuu
17. angie ( 12/05/2004 09:52)
Aty kou b d b ny mikidaona fa zay en règle ihany no sahy manao satria raha tratra zao ka tsy misy papier dia police avy hatrany no antsoin'ny kisoa nefa taloha mbola afaka miteny @ teny tsy fantatra. Ohatra hoe frantsay dia fanina ry zareo, na hoe asiana ihany any fa mody atao hoe hadino ny nicomposter azy sns. Ny bandy misy tsara fanahy fa ny kisoa vavy no tena grave.
18. ikaretsaka ( 12/05/2004 12:49)
ny kisoa vavy no tena gravy na aiza na aiza ko.. ny anahy rehefa mandeha train dia tsy mi compost zany mihitsy raha tsy efa tonga ilay sefodegara de mody heo adinoko ko
19. fijo ( 12/05/2004 23:03)
ka alika vavy mihintsy wa ireny kisoa vavy ireny.tsssss
20. ikaretsaka ( 13/05/2004 00:26)
f'hita. aleo alikaina ohatran'ny kisoa ..
vao avy nikidaona train aho io.. tsy ni composte dia tsy nandalo ny kisoa.. nataoko an-tanan aihany aloha ny billet raha ohatra ka e.. voako 15$ @ n'a pas zao..
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.3108