mpikidaona

21. kitjo ( 13/05/2004 02:39)
outtoutttouuuuu.hiiih

ny aty ange le varavarana hiditra @le station mitsy ny tsy mivoha ra tsy mi top card enao fa tsy ny varavaran train e
D ny passenger service eo akaiky eo mijery ze misisika nefa tsy possible ny hisisihana fa tery kely le misy oh barriere iny

nde hiala taty aho sao d mba mi save 50$,hiihih

Ny aty ndray aloha d tsy ao antsain zareo mitsy ny ande hikidaona znay ko
DIso manaradalana lotra ndray zareo fa na afaka atao ary tsy hanao izy
22. ikaretsaka ( 13/05/2004 03:09)
ka rehefa mivoha ny varavarana dia miara miditra ko .. atao mifanakaiky de
23. dd ( 13/05/2004 04:11)
zah ndray ry reto efa elaela ihany zay, niakatra tany andrenivohitra nanatitra namana ho any mada, d niditra metro moa izy ity, niaraka tamin ireo entana marobe efa ho 100kg ... d mba efa no composter-na ihany kou reo billets, mba manara dalana ohatrany oul rehetra, fa gaigy b, iza no nahita, feno iboka ny wagon, d naleonay nankery amin ny vitsivitsy oul, teny antsasa-dalana vô tonga ary reto kisoa maromaro, tambanivohitra tsy mahay ze renivohitra, na d mahay mamaky teny ihany aza, hay ity wagon vitsvitsy oul ka 1st klass! hihihi ... d tratra teo, nandoa 50FF tsy ankihetsika teo, tss ...
24. tsilan ( 13/05/2004 13:22)
Rehefa tsy te-ho tratra amin'ireny dia atsipy haingana ao amin'ny wagon iray ny kiraro, dia iny no hitan'ny kisoa. Satria ianao mijanona fotsiny ao amin'ny wagon ilany. Ireny kisoa ireny mantsy manara-pofona fotsiny indraindray.
25. kitjo ( 13/05/2004 18:25)
ihhihi
aza tratrany!!!!!!
26. fijo ( 13/05/2004 23:51)
ahoana indray no halalan'ialahy an'izany ry tsilan?
27. kitjo ( 14/05/2004 01:13)
pro aby nge reo e,
za zao hangataka fionana manokana,hihiih
28. kitjo ( 14/05/2004 06:53)
tany Dago t@ mbola kely no nanao jeu de main t@ le bonbo @ bocal reny

ty ramaso ty mampianadratsy k,
29. sipagasy ( 14/05/2004 07:35)
ka ahoana ry ramaso ann, iny izany no atao sport indray é! hi!hi!hi!
30. samoina ( 14/05/2004 07:40)
jeu de main jeu de vilain hoy mamanay izay !
ramaso/ T@ zà vô tonga teto Andafy, niditra supermarché ngeda iray vôlohany indrindra de nitsiriritra antsipika ( couteau suisse ) passe-partout ireny. Nesorina t@ tranony de nampidirina am-paosy. De alohan'ny nivoahana nosakanana ramatoa mpandahatr'entana ireny aho sady niteny izy hoe :" J'espère que vous allez le payer en caisse"
De mody fanona aho no sady tsy taitra nanontany hoe inona ity lazainao ? . Dia novaliany tsotra hoe :" Le canif rouge " sady notondroiny ilay izy somary nivoaka ny paosiko. Waaiinnn be e ! Soa fa nitondra vola ihany saingy boramena be ô ! Reviko aloha ny nataon'ilay ramatoa satria tsy nanôgany b izy fa nibitsibitsika e !
31. mumu ( 14/05/2004 08:28)
hihihihih

32. jhouhlambout ( 14/05/2004 08:50)
:-) hihihi :-) tohizo fa tsara!
33. chipie1 ( 14/05/2004 13:16)
za lou mbola tsy tratra fa ny fanaoko ilay miova wagon refa tazana iny ny kisoa , fa tsy mandry ny saina fa mitebiteby fôna knou ,
34. kitjo ( 14/05/2004 15:42)
Samoina> tsy miome loza a

fa oh aona ary znay fandehanan train any aminareo znay e??
aty ts misy misava zany tsn manko fa ny varavarana le vao miditra station mitsy no tsy mivoha ra tsy mi top carte d tsy maintsy miditra tsiray2

tara be fa mba atoroy sao mihanahana oh gana any zay refa sendra mba manofy mankany e
35. fijo ( 17/05/2004 23:55)
iza no tsy mbola nangalatra tany amin'ny supermarche taty e.na ireo sipa ireo aza.
36. mumu ( 18/05/2004 07:14)
fijo za alou efa nangalatra e (bôbô, siligoma etc...)!! fa taloha zany an!
37. tsimisitoazy ( 18/05/2004 12:05)
ny anay ndray an any anaty tramway sy bus ny fanaovana ireny manana carte abonnemrnt zay fa niakatra ilay abonnement de nokotianay @ zay de ticket de 10 mandritra ny 3 volana de jerevana ny any anaty bus sy tramway sao de misy kisoa raha tsy misy de miakatra ary raha miakatra any @ arret aloha any ndray izy de hidinana de miandry hafa ndray na jerevana hoe hiakatra sa miandry ny hidina ho savaina ticket sy carte d'abonnement
de mbola tsy tratra aloha hatramin'izao ary refa miakatra izy de atao eny atanana ny billet fa tsy compostena zany de eny akaikin'ny compostage fotsiny no mipetraka refa tsy azo anoharana zay vao compostena e! fa misy an'izany tafakatra ao anatiny misy kisoa tsy manao tennus zany fa midina de mody fanina be mihintsy @ zany ohatra zany ny anay
38. booboo ( 18/05/2004 12:26)
zà t@ isaka ny ho any Ankatso dé mikidôna fôna matetika fa akama bôna dôl ny resevera
39. chipie1 ( 18/05/2004 16:33)
nena ilay bon de reduction am na shampooing sy produits de beauté reny no nataoko, fa raha vao mijery tsara ilay caissiere de traingo alou fa souvent izy refa valable fotsiny ilay daty sy mitovy marika am produit alainao de mety
40. fijo ( 18/05/2004 20:39)
iny farany iny no tsy mbola hitako le.fa ny fanao koa ary mandaitra foana,hoan'izay mampiasa walkman na zavatra mila pile.rehefa mividy pile,dia aza hariana arehefa lany.dia rehefa mividy amin'ny manaraka dia esoryilay pile vao novidiana dia soloy ilay efa niasa dia iny boaty vao novodiana iny entna anaovana reclamation.fa ny code fotsiny no jereny dia averiny ny volanao.mba pile mitovy marque sao varta no atao anaty energezr
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2355