Raha tia mihanika ianao

1. tsilan ( 05/05/2004 16:09)
Misy film iray natao tany Madagasikara, mikasika ny fihanihana vato sy ny fandehandehanana
Climbing Soranoro no lohanteny
novalian'i zaira ny 19/05/2005 08:18
2. fijo ( 05/05/2004 23:22)
dia inona no ao ratsilan
3. donemaskit ( 06/05/2004 07:58)
Amerikana zany no ni-réaliser azy raha azoko tsara ? T@ taona firy izy io ? Aiza ho aiza any Madagasikara moa ty Soranoro ?
Taiza hono io no nivoaka ? ...
Zah aloha dia tia documentaires miresaka an'i Dago e, indrindra ilay natiora.
4. kitjo ( 11/05/2004 12:16)
efa reko koa io fa za mbola tsy nahita, fa nisy ampahany nalaina tao Isalo

Documentaire za aty no mahita bdb mitsy momba an'i Madagasikara, fa tokony mba alefa ao dago iany reny fa ny aty ivelany indray mahalala noho tsika tompony, za aloha nitanaka kely nijery anle izy e, t@ canal "Discovery", momba le oe fihavian gasy, sakafo...

t@ za tany Dago teo no nahita t@ Tv plus, documentaire hitako nande taty, d nalefan zareo,mbola t@ teny anglisy, t@zay momba le nosy misy voay mikavina any Diego,tsy tadidiko anaran le nosy iny,fa le tantara no haiko
5. fatsoraly ( 05/11/2004 07:02)
tsilan> ary rahoviana no mivoaka ny fihanihana hazo? Isika koa mantsy mba misy ala ihany. hahaha!
6. zaira ( 19/05/2005 08:18)
ne ahy indray naveriko fa mihanikazo kopy elahy !!!!!!!!!!!!
io matsy festa tena tsara indindra aty
kanabiss eh!!!!!!fa afa ihany ny any dago eh!!!!!!
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.9563