iza no mila azany eh!

1. xxx ( 14/05/2004 10:03)
ny tenako tovovavy, tsy sanatria akory anisan'irony mitonon-tena fa satria maro ihnay reo tovolahy mitady sila-panahy ka tsy aiko raha misy manjary amiko ihnay ry zareo reny fa raha mitady fanazavana fanampiny ianao dé eto ihany sika no mihaona, raha mila fihaonana manokana dé ty misy adresy ratsiratsy ihany fa feno fitiavana: jetaimebe2000@yahoo.fr
novalian'i fijo ny 24/02/2005 21:42
2. xxx ( 14/05/2004 19:35)
Lasa tovovavy indray angaha i zimbakely?
Ary nojereko ny taonan'i Zimbakely toa vao 12 taona?
Raha ny tokony ho izy dia tsy mbola tokony hijery ato amin'ny antson'ny fo...
3. hery ( 14/05/2004 19:36)
Oups adino ny nanao sonia

Hery :)
4. jhouhlambout ( 15/05/2004 11:48)
:o)
5. yonikafopl ( 15/05/2004 18:23)
Merci hery a! tohizo fa tsara sy mahafinaritra ny toy izao, ary i zimbakely mba hendry fa aza dia manala-bara-batana toa io loatra e.
6. fijo ( 17/05/2004 23:25)
sady misehoa fa tsy misy hanaikitra anie eto e.
7. mumu ( 18/05/2004 08:15)
intéressé nga fijo? :)
8. zimbakely ( 18/05/2004 08:27)
fa inn kay no resahinareo fa tsy misy azoko mihitsy ilay izy? ko raha tsy hoe tsy mahita ny aty ambadika miafina aty zahay dé fosafosaina toy zany kou,
9. mumu ( 18/05/2004 08:44)
zimbakely tsy misy mifosafosa eto fa mamaly an'io annonce an'io xxxxx io izahay!!
10. ngama ( 18/05/2004 14:21)
aiza kou zao ze nareo ze mamaly annonce eo fa mifosa an'i zimbakely fotsiny kou!
11. mumu ( 18/05/2004 14:41)
ngama elà aza manisy sira eo fa tsssss
12. chipie1 ( 18/05/2004 16:08)
fa efa la morue ve??
13. yonikafopl ( 18/05/2004 17:31)
hi hi hi hi ngama zimbakely,xxxxxx ireo ve ilay telo izay iray ?
14. mumu ( 18/05/2004 17:53)
yonikafopl hihih iny ndray no tsy hitako!!!
15. fijo ( 18/05/2004 20:22)
mumu an ny ahy mm ihany ka
16. yonikafopl ( 18/05/2004 21:11)
mumu ka tsy izay aza ve fa toa hafahafa ihany manko ilay fifandraisan'izy telo kou
17. mumu ( 18/05/2004 21:12)
fijo: inona ilay mm? bôbô m&m ve zany?? :)
18. mumu ( 18/05/2004 21:13)
fijo: inona ilay mm? bôbô m&m ve zany?? :)
19. chipie1 ( 19/05/2004 07:15)
hihihi mumu
20. ngama ( 19/05/2004 08:50)
Telo samy hafa kosa ireo ry yonikafopl. zay le nareo zatra manao fopla izay anie de lasa ny telo izay iray avy no tadiavinareo ovaina fopla e!

Ngama hafa sady tsy mahay X izany.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1487