iza no mila azany eh!

21. mumu ( 19/05/2004 09:25)
fa inona no mba hain''ny ngama??
22. yonikafopl ( 19/05/2004 13:09)
mumu hi hi hi , ngama izany angaha hono? , ka raha tsy mahay x aza ngama dia inona marina no mba hainao e!
23. ari.malala ( 19/05/2004 13:50)
fa aôna no nahalalan'i hery fa i zimbakely io xxx manoratra io?
24. mumu ( 19/05/2004 15:04)
ari.malala satria hery modérateur ato!
25. mumu ( 19/05/2004 15:04)
yonikafopl manofy hono akia no mba hain'izy io a!!
26. yonikafopl ( 19/05/2004 19:07)
mumu hi hi hi manonofy ilay ho fihaonana manokana ve?
27. fijo ( 19/05/2004 20:51)
loza koa ianareo roa vavay ireto an.aleo esoriko eo i mumu entiko mila dia eo i yonika irey fa lasa resaka tssss.aleo m&m tsoahina.ih,ih,ih
28. mumu ( 19/05/2004 21:20)
entin'ny fijo aiza za??
fa naninona njay ary zay sy yoni???

fijo rangaha masika aaa
29. yonikafopl ( 20/05/2004 00:33)
fijo ianao kosa e! avelao rangahy izahay mba hiresaka a!
30. fijo ( 20/05/2004 21:19)
ka ianareo tsy miresaka fa mamely izay mandalo rehetra fotsiny ko.
mumu>raha manana m&m ianao any ampaosy dia ataonao inona?
31. chipie1 ( 21/05/2004 07:16)
i mumu de fijo ary i yonika no tena telo zay iray raha azoko tsara
hihihi
32. yonikafopl ( 21/05/2004 13:43)
chipie1` hi hi hi telo samihafa be mihintsy ka!
33. mumu ( 22/05/2004 20:12)
chipie1 tssss oul 3 samy hafa be reo an!!

fijo raha manana m&m za ao ampaosy de zaraiko aminao!!
34. fijo ( 24/05/2004 21:46)
hay,hm homeo ary aho e.
35. ikaretsaka ( 24/05/2004 21:58)
inona iznay m&m? manoroka dia mitsapatsapa?
hmmmmm
36. yonikafopl ( 24/05/2004 23:52)
hi hi hi hi ikaretsaka za koa mbo manontany tena @ zany m&m zany ato
37. zimbakely ( 25/05/2004 06:37)
fa hono ho aho ry zareo an! f'angaha lasa resaka telo zay iray zany izy ty eh! ny roa ihany no afaka ho lasa ray fa tsy telo mihitsy, indrindra aloha hoe i mumu, fijo ary yonika no ampiarahinareo eh! fa inona marina aloha ilay m&m eh! tsy arakay indray iny resaka iny!
38. mumu ( 25/05/2004 07:31)
bonbon m&m's ry reto fa nareo kou tssssss
39. chipie1 ( 25/05/2004 08:30)
: )
40. betty ( 25/05/2004 12:26)
sô de mba kenda @ zany eo ry mumu ah :p
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2121