iza no mila azany eh!

61. yonikafopl ( 27/05/2004 22:19)
sambatra ihany i mumu an , manana mpitsinjo hi hi hi lol
62. mumu ( 28/05/2004 08:13)
fijo euhh fa hilainao ataonao inona za?

yoni sôtsa akia hihihihi
63. chipie1 ( 28/05/2004 08:16)
: )
64. ngama ( 28/05/2004 13:30)
Yonikafopl, misy assurance bdb azonao hanaovana souscription koa anie de mba manana mpitsinjo ianao @ izay e.

mumu : de tsy maintsy ho lazain'i fijo eto ve ny hanaovany anao. saon tsy azoko jerena fa za mineur.
65. mumu ( 28/05/2004 13:43)
ngama de maninona enao raha mineur? fa nga miresaka "maloto" eto???
66. chipie1 ( 28/05/2004 17:50)
inn njay aza no eritreritry ngama ??? tsss
67. fijo ( 31/05/2004 23:15)
ka maro no hilana anao ko.hanotra,hiresahana,hanontaniana hora,atao namana rehefa mandehandeha sy mipetrapetraka ary milalao.maro e
68. mumu ( 01/06/2004 07:33)
fijo hummm bdb zany prog zany aleho marina za tsy vizanina ary!
69. fijo ( 01/06/2004 23:04)
dopena mihintsy ianao raha mitady hovizana ka.tsy havela hidina mihintsy ny dozinao ka
70. mumu ( 02/06/2004 07:28)
fijo hihihihihi
71. Ramaso ( 22/02/2005 04:49)
phew!
za mba anao ekipan la ko ry maitre an
72. mumu ( 22/02/2005 09:39)
ramaso maka nôty fotsiny wa!
73. fijo ( 22/02/2005 21:45)
ka ny mpianatro vavy ihany ka.
74. mumu ( 23/02/2005 10:40)
fijo iza zany mpianatrao zany?
75. dadabe ( 23/02/2005 13:02)
le ao ambadika ao :P
76. fijo ( 23/02/2005 21:29)
mumu euuuuuuuuuuu le mpianatro ka
77. mumu ( 24/02/2005 11:00)
fijo iza waaaaaaaaa?
78. fijo ( 24/02/2005 21:42)
i m&m
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.215