iza no mila azany eh!

41. mumu ( 25/05/2004 12:37)
betty hihihi tsetsafina alou ka!!
fa nga atao telimoka izy ty!!
42. hery ( 25/05/2004 12:38)
Hmmm, misy m&m (mitsetsitra vao mihinana) ato izany an...
oups, revision, revision
43. betty ( 25/05/2004 12:40)
hihihiih
hery> mody manao revision nefa mangala pijery ato fona :p
44. mumu ( 25/05/2004 12:41)
hery nde mianatra fa tsssss efa hoe bonbon m&m's zany!!!
45. yonikafopl ( 25/05/2004 14:49)
mumu ka mba omeo izany bonbon m&m zany aho hoe andramako ? mamy sa marikivy izy izany kay?
46. mumu ( 26/05/2004 09:03)
yoni njy ve tsy mbola nihinana m&m's??? bonbon chocolat ilay izy sady feno kolera bdb mamy be mintsy!!
47. betty ( 26/05/2004 09:38)
nenah lé rouge ah :p
48. fijo ( 26/05/2004 20:54)
tena tsara io ka izay no hitiavako azy e.
ary i hery kay mirevy an'io be koa,fa vao nahita izy dia nialany mihintsy aloha ny revisaka.aleo aloha za ihinana m&m fa ndana daholo mianatra sy manao zavtra e.tsss
49. mumu ( 26/05/2004 21:38)
fijo mihinan-drery an!!!
50. fijo ( 26/05/2004 22:56)
an an,homeko anao ny maminy avy eo ka.fa tsy tiako ianao sao reraka mitsako.
51. mumu ( 27/05/2004 07:05)
fijo hummm sôtsa e!!
52. chipie1 ( 27/05/2004 07:48)
: )
53. betty ( 27/05/2004 08:15)
i fijo ve mitsako de mumu manatelina? :p
54. mumu ( 27/05/2004 08:22)
betty am'zay hono za tsy reraka mitsako :)
55. betty ( 27/05/2004 08:30)
hihihihi
56. mumu ( 27/05/2004 08:38)
hihihihi
57. ari.malala ( 27/05/2004 13:49)
Hay tokoa moa ka na tsy hilaza anarana aza izany d tonga d fantany?! loza ko zany fa tena wain b ra vô manao ny tsy mety!
58. mumu ( 27/05/2004 14:07)
ari.malala hihihi
59. yonikafopl ( 27/05/2004 14:41)
mumu, fijo hi hi hi hi tsara rehefa mahay mifampitsinjo e! ha ha ha
ari malala, aza mba manao ratsy ihany e!
60. fijo ( 27/05/2004 21:37)
izay mihintsy ry yonik a,aleo tsinjovina tsara sao vizana ka.salama no hilana azy ko.
dia aza miafina izany i malala e.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1924