à Dieu vetivety!

1. voninkazokely ( 04/05/2004 16:50)
Ho anareo namana rehetra!
Miala tsiny aho raha tsy afaka nanoratra anareo namako tsirairay!
Tena faly dia faly tokoa ny foko nadray anareo ho namana!
Manao veloma sy ba betsaka anareo vetivety ny tenako!
Misaotra betsaka amin'ireo hafatra maro izay voaraiko!
Aza malahelo fa rehefa voavaha ny olana keliko dia manantena fa mbola afaka hiverina eto indray!
Mazotoa sy mahereza daholo!
Bizoroka mamy daholo!
Hoy Malala!
novalian'i fijo ny 28/05/2004 05:04
2. kitjo ( 04/05/2004 17:24)
anseeeee
voninkazo be zany miverina avy any
3. oully ( 04/05/2004 17:30)
ouinnn!!!! ouinnnn!!! tsy ataonay Adieu zany fa mandram-panoratra. Dé miverena haingana fa malahelo zahay an! fa ho aiza alou njy ty eh! aza adino ny vôn-dàlana. Hay moa olana kely. Bizzz eh
4. fijo ( 05/05/2004 00:01)
fa misy inona e.sao sosotra teto dia lasa?ih,ih,ih,miandry izany izahay ko.
5. imailaka ( 05/05/2004 05:27)
Dia ho voavaha anie ny olananao ka hiverenanao faingana eto , sao de misy ny azo anampiana ano amin izany fa namana daholo ny eto!!!!
mahereza
6. samoina ( 05/05/2004 07:26)
Matoky anao mamaha ny olana saingy aza adino fa maro tanana matotra ny namana eto raha mila tondraka hamelon'aina indray ny voninkazokely e !
7. mumu ( 05/05/2004 07:28)
mandrampiaona akia zany a, de miandry ny namana e
8. jhouhlambout ( 05/05/2004 07:49)
manamafy izay efa voalaza teto!
9. ravatorano ( 05/05/2004 08:04)
aza de maharitra ela fa mangina zahay e
10. ari.malala ( 05/05/2004 14:54)
dia mirary soa aky â! dia enga anie ka hivaha mora voana ny olana dia ho lasa vonikazo b sy bouquet marina tokoa ê!
11. hery ( 05/05/2004 18:57)
Izaho koa mirary soa an'i Voninkazokely... izy angamba no namana mbola hitako hoe niala tato ka nanao veloma tamin'ny forum. Dia misaotra anao tamin'ny fandraisana anjara mavitrika teto.
Dé ôvina indray zany zahay no afaka misafo an'ilay loha solasola kely ? :)

Ciao
12. yonikafopl ( 05/05/2004 22:10)
mirary soa akia izany voninkazokely a! mianjy fona zahay e!
Bonne courage akia a!
13. nananie ( 06/05/2004 11:39)
Oh tena malahelo daholo ny namana. Sa ho avy any zay de hamaha ny olana ? Mahereza aki a!
Refa vohavaha ilay izy dia anjono thon isika.hihihi!
14. samoina ( 06/05/2004 11:55)
De ts'isy indray tokoa izany ilay fihaonana novinavinaina hatao any ?
15. ikaretsaka ( 06/05/2004 23:44)
misy kaaaa
16. kitjo ( 07/05/2004 10:22)
ndao hiaraka aby e, za hitondra aroaozoara

zany eo iany fa nanaona ary zay voninkazokely e, ansonaleee
17. oully ( 07/05/2004 12:31)
Hilazao vaovao ihany izahay rehefa tonga njy ry voninkazokely an! indrindra raha ato ihany nefa nisolo ps fotsiny, zay tianjy hahalala ihany dé hanoraty eh ....:)
18. hendry ( 07/05/2004 16:31)
inona ndray zany ry oully?
19. kitjo ( 08/05/2004 02:58)
tsika samy tsika iany reto koooo
20. voninkazokely ( 20/05/2004 12:38)
Manao ahoana daholo ianareo namana!
Tena faly dia faly tokoa ny foko mahita ireo hafatra etsy ambony!
Misaotra betsaka fa tena namana tokoa ianareo!!!!!!!
Nanana olana ara-teknika kely aho teo ka izany no tsy nafahako niserasera teto.
Efa namboarina izy ity ka ho hita eo indray izay afitsony.
Mahereza daholo ary é!
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1957