à Dieu vetivety!

21. kitjo ( 20/05/2004 17:54)
Sali njay an
Tongasoa eeee
aleo zay haamfy voninkazo kely klouuu,manitsa b mitsy,hihihii
Bizzz manokana,ihihihhi
Mahafinaritra d mande tsara amzay io e, enga anie!
Ho soa ny fiarahantsika moa?? hih,tsy pub an
22. angie ( 21/05/2004 08:00)
Arahabaina zany tafaverina soa amantsara @ zany tanana ka dia mazotoa njay ary e.
23. yonikafopl ( 21/05/2004 19:10)
faly miarahaba anjy voninkazokely tonga soa indray, ilay voninkazo hanitra sy ravaky ny serasera
24. samoina ( 22/05/2004 07:44)
Ah ! Niverina namelana ny voninkazokely ka dia arahabaina izany . Hitako no mihatsara ny toetr'andro kouhh !
25. oully ( 23/05/2004 13:42)
wé wé, tsy banga intsony zany ny vase-nay wé wé
26. kitjo ( 25/05/2004 17:21)
fa lasa aiza njay ary??
vao manomboka mivelatra kosa ngamba tratran le hatsiaka be teo e??

asio zezika ry reto tondraho tsara fa banga ny trano an
27. fijo ( 28/05/2004 05:04)
nisy nioty vetivety izy teo ka.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.4644