diné au chandelle en amoureux

1. ljacks ( 03/05/2004 15:16)
la classe?
novalian'i booboo ny 04/06/2004 12:34
2. xxx ( 03/05/2004 15:16)
t'as deja essayé
3. nananie ( 03/05/2004 15:45)
Moi oui.C'était vraiment la classe. C'est lui qui avait tout préparé. Le repas.Tout quoi! En plus ce n'était pas un mec romantique à la base; et ça m'a vraiment fait plaisir. Hummm!
4. kally ( 03/05/2004 16:26)
Azafady aloha an!io indray ianareo tsy miteny gasy nefa misy diso be ery @ teny frantsay (dîner fa tsy dîné)!maninona ary izao raha mba atao teny gasy tsotra.

Na izany tsara aloha ilay miara-misakafo @ hazavana mitsilopilopy miaraka @ olon-tiana e!
5. xxx ( 03/05/2004 16:45)
verifie bien sur le net stp.je crois que c bon
6. aladin ( 03/05/2004 16:57)
Fa izahay alou ry nananie an!efa nanao an'io ihany tato an-trano ary efa im-betsaka a!hitanao?refa sendra tapaka iny ny courant eo am-pisakafoanana de arehitra ny labozia e!hahaha!saingy izy tsy en amoureux fa en famille!hihihi
7. jhouhlambout ( 03/05/2004 17:16)
Zà kou! hihihi
8. fijo ( 03/05/2004 20:35)
iny miaraka amin'ny fianakams iny no tena milay ko.
9. ikaretsaka ( 03/05/2004 20:40)
f'hita ho aho.. ilay andro fahavaratra iny ka elaela fiverina ny courant an'ny jirama ny tena eo ampihinanambary.. somary bebe akotry sy vato izay ilay vary ka any ambava vao mitsipona.. asiana pirina maina atono somary bebe fasika.. dia ronono velona be erotra ny sotroina miaraka aminy .. ianao ilay avy tratran'ny orana lena hatrany anaty.... iny! tena iznay ny tena fiainana aloha amiko e.. aleoko iznay toy izay caviar sy champagne. ny mozika tsy misy fa kakakaka miaraka @ amin'ilay feon'orana midona @ tafo fanitso.. anseeee
10. donemaskit ( 04/05/2004 12:28)
tsy mbô tiako loatra io zalahy !
Mandany andro @ fikarakarana nefa tsy any akory no tena tadiavina... sa ? Sandwich ô sandely zao no fanaonay !
11. booboo ( 04/05/2004 12:51)
izay ilay romantisme tediavin'ilay vehivavy ry zalahy isany ô !
12. aladin ( 04/05/2004 15:08)
ikaretsaka> atsiarovana ny tany ambanivohitra ve?
13. pitchou ( 04/05/2004 15:56)
ie! mahafinaritra ny misakafo @ jiro labozia ka! sady sur fa tsy misy lalitra mipetraka @ sakafo! fa matetika ny lehilahy no toa tena tia an'azy io! asa angaha?
fa ila hoe tapaka ny jiro! kay! gravy bemandra-pahita ny afokasoka! tsehan-drizalahy ny laokanay ko
14. ikaretsaka ( 04/05/2004 16:49)
asiana briquet foana any ampaosy rehefa fahavaratra ny anbdro
15. fijo ( 04/05/2004 21:27)
aza manapatsinay ry zareo fa tena tssssss,izany no fiainanay tany mahajanga.ka tsy tia io chandelle io intsony aho e.leo
16. hendry ( 05/05/2004 09:12)
masikita ô sandely no mahazatra.
17. nananie ( 05/05/2004 11:45)
ie tsy ratsy kosa alou refa le miaraka @ fianakams e! Fa ne tena tsy tiko le hirahana haka labozia any an-dakozia. Mitapô @ rindrina sns vô tonga eny.hihihi! Ny loza de le efa avy nijaly nitsapatsapa tao @ maizina tao de refa mandrehatra de tonga tampoka ny courant! An an an! crisy ny ol.
18. jhouhlambout ( 05/05/2004 18:12)
hihihi ;-)
19. ikaretsaka ( 05/05/2004 22:42)
ka izany ange no ilazako anareo hoe aza misaraka amina briquet sy antsy pika any ampaosy raha vao mandeha amin'ny dezaka fa ilaina foana.. tsy voatery ho ny mpifoka sigara ihany no mila an'io fa ny sipa mandeha alina any bekiraro koa.. dory @ io ny volom... raha vao miseho mady!
20. fijo ( 05/05/2004 23:48)
izay marina ko
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.3371