Mahery mihira Jeneraly sy Henri R.

1. fatou ( 05/05/2004 10:01)
Raha i Poopy na iFafah na artista hafa no mihira hiran'oulnkafa dia fantatra foana hoe i anona izay na i anona.Fa raha i Mahery dia tsy fantatra mihitsy fa tena mitovy ny feo,tena mahay izy,saingy tsy mampanahy ve hoe very ny maha izy azy an'iny artista iray iny?
Tsy tena manana feony manokana mihitsy izy.Hafa rehefa miaraka @iPoopy(fitia voarara????),hafa rehefa Johary,Barijaona,Jly,H.Ratsimbazafy,Bodo....
Vetuvety dia ho levona any anatin'ireny artista hafa ireny iny génie iray iny? dia hihena iray ny genies toa an-dry Bessa sy ry Silo.
novalian'i six ny 28/05/2004 10:40
2. mumu ( 05/05/2004 11:16)
ka zay aza no mba tiany kou
3. booboo ( 05/05/2004 11:35)
Tsy very zany ! sady mamelo-maso ny hira " tranainy " izy dia izay indrindra ara no hampalaza azy. sady mbola eo koa anie ny groupe misy azy e !
4. ari.malala ( 05/05/2004 14:34)
tsara be aza izany ko! tsy ho levona izany fa vao maika hisy hahatsiarovana ny anarany rehefa rahatr'izay
5. ikaretsaka ( 05/05/2004 23:29)
fahaizana daholo iznay.. talenta manko e! ohatran'i erick manana mi interpreter Razilinah..
i Mahery mi interpreter sakelidalana sy barijaona aloha no tena milay e.. sady zara ara ange mba mitovy @ ilay original e.. ilay tonta efa manombok amivalana koa fa tsy voatahiry tsara ko
6. fijo ( 07/05/2004 00:11)
vao naika haka hoatra an'i erick manana aho,fa efa voalaza.tsy hatahorana io ry fatou an,nefa tsara ihany koa ilay ahiahy napetrakao.
7. ikaretsaka ( 07/05/2004 00:37)
sady amin'izahy ange hain'ny gasy kao heo ohatran'izany mihitsy ny fihiran'ilay tena tompony ny hjira na efa lasanko razana sy tsy mihira intsony ara ilay mpanakanto
8. nati ( 07/05/2004 07:50)
Tsy maninona ka amiko manokana mahatsara zavatra ny fihirany hiran'olonkafa, satria tena mety sy mivoaka tsara ilay izy. Tsy mbola henonareo ve izy mihira Tovo Jhay, mila hafangaroko indraindray;
9. ikaretsaka ( 07/05/2004 17:32)
hay tsy izaho rery no tratran'iny.. fa barijanona aloha no tena voan'i lery e
10. fijo ( 10/05/2004 22:31)
lery manana feo ka.
11. angie ( 14/05/2004 09:47)
Tena mahay izy e, ny indrony kely hoy aho de toy ny ankamaroan'ny artista dia somary mipipre kely alou vao tena miakatra feeling rehefa mihira. Mety hisy effet eo @ zany rehefa miha lehibe izy.
12. kitjo ( 14/05/2004 15:37)
tsy antononin atsn ny diktionerako fa bdb ny vokabilera vaovao ato znay
13. angie ( 19/05/2004 08:06)
mipipre= mitraina
14. angie ( 19/05/2004 08:13)
marina fa misy artiste tsy mipipre fa ny ankamaroany @ ireny tena malaza ireny maka kely daholo, raha tsy ranony de ventiny. ny tsy tantiko fotsiny dia rehefa lasa be loatra dia diso daholo ny tonon-kira, marary fo mihintsy ianao rehefa lay mpihira tena tianao iny no manondrana.
15. fijo ( 19/05/2004 20:58)
ka iny kosa le lasantsy ry angie a.manjary tsy mandeha io raha tsy asiana lasantsy.
16. six ( 28/05/2004 10:40)
sao d tsy ho tonga am ze aleha an!!!!!!!!!
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.7755