Vehivavy mamelona bandy

1. vanilia ( 05/05/2004 11:31)
Efa nalefan'imailaka ny hevitra hoe "bandy entretenu", ny ahy ndray ataokou mivadika ndray ny resaka, ahoana re ireny sipa mamelona bandy ireny??? Inn no tena blem? lay bandy velomina alou raha toa ka temporaire de tsy koi kanefa ny zvtr hitako de lasa aton'asa an'ilay bandy mintsy le izy:velomin'lay sipa moa le rony koa mbola miodina!!
aona sika sipa @ zany? iza efa namelona bandy? de nanao aona?
novalian'i sipagasy ny 23/07/2004 19:02
2. tsilan ( 05/05/2004 16:00)
Ka inona moa ny olana raha mifankatia izy eh? Io samy mba manana ny talentany kno. Mety hoe mahay mahandro sakafo be ilay bandy dia tsy tian'ny sipa hiasa fa atao mpahandro ao an-trano fotsiny.
sarobabay iny en
3. jhouhlambout ( 05/05/2004 18:08)
mba velomy izy fa mampalahelo e!
4. joda ( 05/05/2004 20:59)
tsy olana koa efa mitovyv zo ny lahy sy ny vavy e
5. ikaretsaka ( 05/05/2004 22:36)
efa miady fitovizana tokoa izao.. ataoko fa tsy misy olana ny amin'iny fa mariky ny fitiavana daholo izany. nefa tokony tsy hisy complexe ny anbakiray hoe velomina na mamelona fa ny tsaratsara kokao angah adia hifanarahana hatrany ambolohany
6. fijo ( 05/05/2004 23:45)
raha namaky tsara ianareo dia milaza izy ery ambony hoe,lasa asan'ilay bandy ilay izy.izany hoe tsy misy resaka fitiavana ao.
7. vanilia ( 06/05/2004 05:58)
aona leisy zany e?? toa tsy mamaky tsara ianareo, raha resaka fitiavana ve dia mbola hiodina leiry??? ka raha samy hiodina daolo dia aleo hiodina koa ny sipa velomina any an-trano reny e!aiza le fitiavana e?? ny mahavarina dia rehefa sipa no mamelona dia fitiavana, moa refa bandy dia hoe normal!!! aona re zany e! vakio tsara mou e
8. fafan ( 06/05/2004 08:14)
le izy alou tsy tokony asina blem b marina le oué bandy velomin ny sipa e, satria matetika ané ka tsy d le bandy lotra no te ho velomina e, zany hoe ny tiko tenena de ny tranga betsaka @ ireny d le sipa matetika no misisika, noho ny anton javatra betsaka ouatra, par ex, sipa efa b taona izy mihoatra ilay bandy, d mataotra sao o lany zara eo ,d aleony mitsoraka @ izay bandy itany eny, kanefa le boay quel mety te hanala azy fotsiny, avy eo tafiditra lalina b le fifandraisana d ezahan i sipa ny hitazona au max n'ilay kôfa, ka tonga atramin ny oué tsy quoi na velomina fotsiny ary lery. avy eo izy miodina , satria tsy mitovy ny feeling, na kou oé tsy d @ fitiavana tanteraka no ifandraisana ka tsy d azo omena tsiny ny akama, zay no faazoko azy alou fa tsy aiko
9. fafan ( 06/05/2004 08:15)

10. cherri ( 06/05/2004 10:07)
Za mino fa tsy misy bandy tsy te hovelomina sipa zany saingy sarotra ny mahita asa @zao ka zara aza alo misy ny sipa afaka miasa .Tsy dia olana loatra io raha ao ny fitiavana fa raha ilay hoe HANATAKA SIPA kosa de tena tsizy mihitsy
11. mitota2002 ( 06/05/2004 11:04)
betsaka ry reto ny tranga javatra mety hisy a! oatra efa niasa le bandy saingy nohon'ny zava-misy d
voatery tsy niasa tsy fidiny de lasa misom ao an-trano ny joba njay no mamelona tsy olona io ry reto a! refa mahay mirevy izy é d zay le izy
mifankatia io an?
12. fijo ( 06/05/2004 21:00)
tsy io mihintsy ny tian'ny mpanoratra lazaina ry mitota an,ny tiany lazaina dia ilay bandy mpitatireraka sipa,fa tsy hoe sebdra ny tsy nahy.
13. ikaretsaka ( 06/05/2004 22:12)
jabgbilo moa izay sa inona
14. hendry ( 07/05/2004 17:47)
Matetika ny vehivavy mamelona bandy ohatr´reny dia
1. Mba te hanana bandy mitoetra eo aminy lava nefa tsy mety mahatana noho ny antony tsy fantatra dia mamelona bandy mba hahatamana azy.
2. menatra ny fiaraha-monina hoe tsy mahazaka bandy dia manamby vola sy harena zany hoe mamelona. Ka raha sendra ny bandy sahirana izy dia mahazo avy hatrany.

koa ilay vehivavy aza manaiky hamelona zany koa, ilay lehilahy koa tsy te hisahirana! tsy hitako zay olana raha mifanaraka tsara izy roa!
15. fafan ( 12/05/2004 06:38)
izay miitsy, matotra zany koz zany
16. fafan ( 12/05/2004 06:41)
izay miitsy, matotra zany koz zany
17. fafan ( 12/05/2004 06:41)
izay miitsy, matotra zany koz zany
18. fijo ( 12/05/2004 22:30)
jombilo,izany,mahamenatra raha olona misaina ka.asa aloha.
19. ikaretsaka ( 13/05/2004 00:57)
fiainana aby izany ry reto an
20. lema ( 14/05/2004 15:52)
za alou tena tiko ra misy afaka mamelona e!
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1398