Antoko Mpihira Malagasy eto Frantsa

1. andriambelo ( 04/05/2004 23:01)
Any La Grande Motte, Montpellier, ny 20-23 May amin'ity taona ity. Firavoraoam-be fa tongava daholo e.
novalian'i fijo ny 14/05/2004 00:00
2. fijo ( 04/05/2004 23:30)
misy inona ry namana?
3. andriambelo ( 05/05/2004 08:18)
Isaky ny 2 taona dia manao fihaonam-be ny Antoko Mpihira Protestanta malagasy eto Frantsa. Nanomboka t@ 1990 izany (tany Poitiers), ary ny farany teo tany Nantes ( niaraka t@ Dany Ranoa). Antoko Mpihira 28 no tafaraka, ary mpihira miisa 300 any ho any.
Ankoatry ny fitiavana iombonana ny hira dia fihaonana sy fifampizarana trai-kefa mandritry ny hateloana.
4. booboo ( 05/05/2004 13:27)
ny alahady après-midi misy concert spirituel ! Milay beee dôl ny hira atao ao ! Fanamarihana fotsiny, antoko mpihira ao @ FPMA ilay izy
5. mumu ( 09/05/2004 09:40)
ay ve?
6. fijo ( 10/05/2004 23:13)
heno e
7. mumu ( 11/05/2004 08:54)
de aôna ny fandraisana am zany sa zamy mi debra????
8. fijo ( 11/05/2004 23:36)
hoany angaha i mumu?
9. mumu ( 12/05/2004 08:28)
ie i fijo anga tsy ande??hihii
10. fijo ( 12/05/2004 23:13)
mety holasa ihany ka.fa ny hotel any anie ka lafo e
11. ikaretsaka ( 13/05/2004 00:55)
ao anaty daba matory lety e
12. mumu ( 13/05/2004 11:41)
ry andriambelo aza toa tsy mamaly akory kou!!
za tsy ande zany kamboko
13. fijo ( 14/05/2004 00:00)
tsy hoany koa aho izany ko
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 1.3439