Fiantsoana an-davan'andro

1. tsilan ( 28/04/2004 13:55)
Matetika eo amin'ny fiaraha-monina Malagasy dia very anarana ny olona rehefa lehibe. Fa dia antsoina amin'ny anaran'andraikiny toy ny hoe mpivaro-mangahazo, sefo, direktera sns, na antsoina amin'ny anaran-jaza dadan'i Lita, na antsoina amin'ny fihaviany toy ny hoe Rabetsileo, Rahova. Indraindray anefa dia antsoina koa amin'ny fahamaroan-janany toy ny Ramarolahy, Ramarovavy.
Fa raha eo amin'io fiarahamonina io no misy anao dia aza miteraka lahy telo, fa antsoin'ny olona hoe dadan'izy ...ianao
novalian'i tsilan ny 23/05/2004 02:02
2. ramoul ( 28/04/2004 15:02)
hahahahahahahahahahahahahaha
3. jhouhlambout ( 28/04/2004 18:39)
hihihihhihiihi
4. lanto ( 28/04/2004 19:10)
faly ery ry jhoul :) sy ramoul.Ireo izao de handeha hiteraka telo lol
5. ikaretsaka ( 28/04/2004 23:26)
he eh eh e
6. ikaretsaka ( 28/04/2004 23:27)
he eh eh e
7. jhouhlambout ( 29/04/2004 06:20)
:-)
8. samoina ( 29/04/2004 12:06)
Tarabe aho fa tena tsy arako ilay mampiomehy e ! Vonjeooooo !
9. nananie ( 29/04/2004 16:48)
Za kou tena tsy ao????!
10. jhouhlambout ( 29/04/2004 17:10)
dia miverena mamaky hatramin'ny voalohany ary!
11. samoina ( 29/04/2004 18:30)
Tena efa noteteziko hatry ny halina rajhoul fa tsy nety tonga lay fimehezako a ! Nandramana nolalaovina navadibadika ny dadan'izy 3là, ny dadan-dramarolà3, ny dadan'ilita3là,ny dadan'izy 3là sefo mpivaro-mangahazon' i direktera sy ny dadan-drabetsileo 3là !!! Krizy ny farany de renoka ho azy.
Koa mba ampio fa hitady vonjy atsy @ lohahevitra "fahasalamana" raha izao no mitohy e! Sa izay miomehy tany vaky mitady ahalas'adala ny mpamaky izay no tanjona ?
12. xxx ( 29/04/2004 22:08)
Ho an'i Samoina
Iza moa izy telo lahy?
13. samoina ( 30/04/2004 06:58)
xxxx/ Tafondro sy ny boules ve?
14. nananie ( 30/04/2004 07:02)
Tena tsy hitako ry reto a! Samoina ve efa mahazo?
15. lalapiso ( 30/04/2004 09:07)
izy telolahy izany le mampihomehy? i LAVA sy i KAMBANA ry reto zany ka i Lava no zokin' i Kambana
16. nananie ( 30/04/2004 09:15)
Tsy hitako ze mampime @ zany. Raha tsy hoe tsy haiko ny namaky azy.
17. samoina ( 30/04/2004 09:46)
eny hoa ry nananie ! Aleoko aza dadan'izy 3là toy izay ralava zokin'i kambana raha izany.
18. nananie ( 30/04/2004 10:18)
tena tsy hitako e!soa ihany aza fa mba misy an'i samoina kou fa rahatsy izany ouainina teto tsy kôpy inin. lol!
19. jhouhlambout ( 30/04/2004 13:02)
Zany ve dia tsy kopy mints nareo? tsss... angamba mety mbola tsy nahazo SURNOM tena mitovy @ toetranareo nareo hihihihi
20. samoina ( 30/04/2004 13:14)
Ny dadan'izy 3là ve izany rajhoul lava orona sy bota takolaka 2 ? Sa ahoana indray ilay hoe" toetra " lazain-drajhoul io ?

nananie / misy tsy kôpy koa tany ambadika tany fa mody miomehy fotsiny mba tsy ouainn toa antsika e! hi ! hi !
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.4247