Fiantsoana an-davan'andro

21. fijo ( 11/05/2004 00:04)
ih,ih,ih,ratsilan marina io an
22. mumu ( 11/05/2004 08:41)
tsy itako we inn no mampimé amilay izy!!!
23. kitjo ( 11/05/2004 12:07)
ny voatsikaritro ndray d ny prof no tsy mba nisy tadidiko @ anarany fa d surnom aby,

24. olly ( 16/05/2004 16:33)
nareo koo moo d miasa saina @ eo fa tsy anontanina @ ramoul s jhoul f'izy zao no mahatakatra eo matoa m'me gaigy eo lollll
25. olly ( 16/05/2004 16:34)
nareo koo moo d miasa saina @ eo fa tsy anontanina @ ramoul s jhoul f'izy zao no mahatakatra eo matoa m'me gaigy eo lollll
26. olly ( 16/05/2004 16:34)
nareo koo moo d miasa saina @ eo fa tsy anontanina @ ramoul s jhoul f'izy zao no mahatakatra eo matoa m'me gaigy eo lollll
27. olly ( 16/05/2004 16:35)
nareo koo moo d miasa saina @ eo fa tsy anontanina @ ramoul s jhoul f'izy zao no mahatakatra eo matoa m'me gaigy eo lollll
28. olly ( 16/05/2004 16:36)
nareo koo moo d miasa saina @ eo fa tsy anontanina @ ramoul s jhoul f'izy zao no mahatakatra eo matoa m'me gaigy eo lollll
29. olly ( 16/05/2004 16:42)
nareo koo moo d miasa saina @ eo fa tsy anontanina @ ramoul s jhoul f'izy zao no mahatakatra eo matoa m'me gaigy eo lollll
30. olly ( 16/05/2004 16:43)
nareo koo moo d miasa saina @ eo fa tsy anontanina @ ramoul s jhoul f'izy zao no mahatakatra eo matoa m'me gaigy eo lollll
31. fijo ( 18/05/2004 23:04)
e milamina daholo an.
32. tsilan ( 20/05/2004 01:16)
Fa izy telo lahy rehefa lehibe dia tonga speleologue, saingy i Razoky lava ihany no mpijibika anaty lavato fa i Kambana mirahalahy kosa dia mpiandry vavahady lalan-dava, mijerijery ireo manodidina.
33. kitjo ( 20/05/2004 02:53)
oadray!
34. nala ( 20/05/2004 16:44)
Ny anaran'reo profs tadidiko foana de:
- pirina basivava na pirina bevohoka
- jaiko
- raoatry
- JB

Asa ry zareo raha mbola any?
Mbola any ve nareo?
35. fijo ( 20/05/2004 23:16)
milay koa razoky lava izany le.
36. kitjo ( 21/05/2004 09:10)
in hono nahatonga anzany
37. tsilan ( 23/05/2004 02:02)
Kitjo
Ny nahatonga an'i zoky ho lava be hono dia fony mbola kely izy dia tsy manao afa tsy ny barafixa sy ny misavilivily. Hany ka sady lava no ranjanana ny anao lahy.
Izy roalahy kambana indray dia ny manosika pne sy ny milalao bolina no fandaniany andro, hany ka tsy nitombo firy izy ireo. Sady tamin'ny andro fahazazany koa hono dia tsy naharaka ny nonon-dreniny nampinonoana azy roalahy hany ka zary zeny ry zareo.
Angano angano arira arira
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.5481