Fiantsoana an-davan'andro
1. tsilan
(
28/04/2004 13:55)
Matetika eo amin'ny fiaraha-monina Malagasy dia very anarana ny olona rehefa lehibe. Fa dia antsoina amin'ny anaran'andraikiny toy ny hoe mpivaro-mangahazo, sefo, direktera sns, na antsoina amin'ny anaran-jaza dadan'i Lita, na antsoina amin'ny fihaviany toy ny hoe Rabetsileo, Rahova. Indraindray anefa dia antsoina koa amin'ny fahamaroan-janany toy ny Ramarolahy, Ramarovavy.
Fa raha eo amin'io fiarahamonina io no misy anao dia aza miteraka lahy telo, fa antsoin'ny olona hoe dadan'izy ...ianao
Fa raha eo amin'io fiarahamonina io no misy anao dia aza miteraka lahy telo, fa antsoin'ny olona hoe dadan'izy ...ianao
répondu par tsilan le 23/05/2004 02:02
11. samoina
(
29/04/2004 18:30)
Tena efa noteteziko hatry ny halina rajhoul fa tsy nety tonga lay fimehezako a ! Nandramana nolalaovina navadibadika ny dadan'izy 3là, ny dadan-dramarolà3, ny dadan'ilita3là,ny dadan'izy 3là sefo mpivaro-mangahazon' i direktera sy ny dadan-drabetsileo 3là !!! Krizy ny farany de renoka ho azy.
Koa mba ampio fa hitady vonjy atsy @ lohahevitra "fahasalamana" raha izao no mitohy e! Sa izay miomehy tany vaky mitady ahalas'adala ny mpamaky izay no tanjona ?
Koa mba ampio fa hitady vonjy atsy @ lohahevitra "fahasalamana" raha izao no mitohy e! Sa izay miomehy tany vaky mitady ahalas'adala ny mpamaky izay no tanjona ?
15. lalapiso
(
30/04/2004 09:07)
izy telolahy izany le mampihomehy? i LAVA sy i KAMBANA ry reto zany ka i Lava no zokin' i Kambana
17. samoina
(
30/04/2004 09:46)
eny hoa ry nananie ! Aleoko aza dadan'izy 3là toy izay ralava zokin'i kambana raha izany.
18. nananie
(
30/04/2004 10:18)
tena tsy hitako e!soa ihany aza fa mba misy an'i samoina kou fa rahatsy izany ouainina teto tsy kôpy inin. lol!
19. jhouhlambout
(
30/04/2004 13:02)
Zany ve dia tsy kopy mints nareo? tsss... angamba mety mbola tsy nahazo SURNOM tena mitovy @ toetranareo nareo hihihihi
20. samoina
(
30/04/2004 13:14)
Ny dadan'izy 3là ve izany rajhoul lava orona sy bota takolaka 2 ? Sa ahoana indray ilay hoe" toetra " lazain-drajhoul io ?
nananie / misy tsy kôpy koa tany ambadika tany fa mody miomehy fotsiny mba tsy ouainn toa antsika e! hi ! hi !
nananie / misy tsy kôpy koa tany ambadika tany fa mody miomehy fotsiny mba tsy ouainn toa antsika e! hi ! hi !