fametavetana zazakely

1. lanto ( 25/04/2004 21:11)
Ity zavatra holazaiko ity efa elaela ihany no niseho (96) fa mbola tsy afaka an-tsaiko mihitsy.
Zazavavy kely tokony ho 6 taona, mipetraka eo am-povoan-tsena. Misaveraka, manao akanjo kely ambony dia izay. Hita fa vao avy nisy nametaveta fa mihoson-drà sy tena misokatra mihitsy ny fivaviany. Tsy 4mi ny fijeriko azy satria tsy dia maloto ary dongadonga. Verivery saina. Toa mbola tsy tonga saina loatra amin'ny zavatra nahazo azy. Vao maraindraina ihany ny andro (9ora ?)ka inoako fa vao ny alin'iny no nisy nametaveta izy. Dia mandalo daholo ny mpiantsena, dia mijery, dia mihodina...Dia izaho koa ! Segondra vitsy no nijereko azy fa tsy nahatanty aho. Dia nihodina koa. Fa saingy tsy afaka tato an-tsaiko intsony io sary io.
Nanontanitany olona ihany aho ny momba ilay zaza ny androtr'iny fa tsy toa tsy nisy tohiny.
Izao aho vao mieritreritra hoe be dia be ny zavatra azo natao sy tokony ho natao. Nahoana no dia nahajery fotsiny (izaho ao anatiny) ny olona ? Efa zavatra fahita loatra ve ny zaza simbasimba ohatr'izany ka tsy mahataitra intsony ? Maninona no tsy voatabataba @ radio sy tele ny olona manao izany any amintsika ?
novalian'i lanto ny 28/04/2004 19:07
2. ikaretsaka ( 25/04/2004 21:12)
efa gravy e.. dia inona ny plaisir azo @ iny izao?
3. aladin ( 26/04/2004 09:22)
Asa?mety le fandraisana andraikitra no tsy ampy.de hoe tsy maintsy misy hikarakara io avy eo fa aleo ho eo .de 'zay
4. booboo ( 26/04/2004 09:28)
zay mihitsy ! mifampiandry dé milentika ihany ny sambo avy eo !
5. jhouhlambout ( 26/04/2004 12:18)
koa mbola sous le choc kou! Dia mianahana eo fotsiny fa tsy afaka mandray décision raha tsy efa manomboka milamina tsikelikely ny saina
6. hendry ( 26/04/2004 12:30)
Ny fandraisana initiative mihitsy ve no tsy ampy amintsika gasy?
Ny tena marina dia na mba te hisahirana hanampy ilay zaza aza,inona ny azo atao? Raha hitory dia hitory an´iza? toa tantara lava tsisy farany ny fikarohana zay nahavanon-
doza ary mety ho maty momoka fotsiny azy ny fitoriana rehefa ela ny ela ka tsy hisy tohiny.
Hitondra azy any @ pôlisy? raha hivaky loha @ zay moa ny pôlisy haninona? sur ve fa hisy fepetra mivaingana azo tsapain-tanana raisin´ny polisy?
Hitondra lay zaza mody any an-
tranony? enao ndray no endrikendrehan´olona ho tompon´
andraikitra @ ilay loza eo.
Tsy haiko e! be dia be hoy i Lanto no azo natao nefa zaho mahita hoe tsisy azo atao.
7. ramoul ( 26/04/2004 15:38)
ra hitory ianao dia hitory an'iza?
Ilay olona nahavita ary tsy fantatra akory hoe izy, ary ra ny pôlisy ny andrasana hanao enquet dia andraso eo pôly fa rehefa tonga eo izy zay ry zareo vao manao an' io enquet io.
8. fijo ( 26/04/2004 22:23)
tena mampalahelo ary mahate hamono olona ny mahita sy misaina ny zavatra toa ireny.ny ahy ny tena maha krizy ahy dia toa zavatra efa mandeha hoazy ialy izy any mada.ny fanjakana tsy taitra intsony fa dia vitavita hoazy eny.
nefa azo hatao tsara ny manao analyse ny ADN ahitana ilay nanao azy.ary azo hatao tsara koa ny mametraka fitoriana contre X.io ny fampanohavana no tokony hanao azy.
9. ikaretsaka ( 26/04/2004 23:49)
loza mihitsy
10. ramoul ( 27/04/2004 14:30)
Ka ny tompon'andraikitra ary ve ry fijo tsy taitra akory nefa ny zaza kely efa simba dia inona ny analyse atao amin' izany, sady ra hanao analyse koa dia iza no hando ny volan'ny dokotera lany amin' izany?
11. ikaretsaka ( 28/04/2004 03:11)
io vola io e! io ihany ..
12. lanto ( 28/04/2004 08:59)
Ny tena marina tamiko aloha dia io tenin'i jhouhlambout io, fa teo koa ny tsy fahasahiana handray andraikitra. Ilay hoe nahoana no izaho no hanao izany e ! Ilay toerana rahateo nandalovako indray andro fotsiny. Ny tiako lazaina koa dia be dia be ny tantara ohatr'izany taty aoriana, reko fa tsy hitako maso, ny zazakely 11taona miteraka eny @ hopitaly dia itangoronan'ny olona sns.....
13. hendry ( 28/04/2004 13:39)
Misy ve zany zaza 11 taona miteraka zany ry lanto?
Ka zay hoa na te hisahirana aza enao ny tompon´andraikitra @ zany zay hantoninao tsy hivaky loha @ zany dia ho very momoka fotsiny ny finiavana anananao.
14. lanto ( 28/04/2004 19:07)
Ie tena nisy io teo fianarantsoa ry hendry. dia avy niteraka izy dia manao tantara eo ambanin'ny varavaran-kelin'ny chambre-ny hono, dia antsonina rehefa hampinono. Kamboty reny izy ary ny dadany mpanao dabok'andro, dia avela @ olona mahatoky ny zaza, olona tokony hoe dadatoany, dia io no nahavita afera....
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.237