Fampirafesana sy ny lafitsarany

1. xxx ( 28/04/2004 14:58)
Raha milaza ny rehetra fa ratsy ny mampirafy. Dia mahavariana fa any Androy na any Anosy dia ireo fianakaviana ahitana vady be sy Vady masay dia lasa lavitra noho ireo tsy mampirafy. Ny antony dia satria mifaninana ilay vady roa mampita ny zanany avy.
Mety ho paik'ady ho entina hanao fampandrosoana haingana ve izany ny fampirafesana ?
novalian'i fijo ny 10/05/2004 23:27
2. ramoul ( 28/04/2004 15:26)
zay ndray aloha no tsy fantatro ry xxxxxxxx
3. alz ( 28/04/2004 16:30)
Fampirafesana ofisialy ny resahin'i xxxx, fa tsy ilay fampirafesana resahina andavanandro. Ary angamba tsy azo antsoina hoe fampirafesana.
4. pitchou ( 28/04/2004 17:49)
samy manana ny milieu nitaizana azy io! @drizareo tsy mampirafy izany, fa raha eto dia loza izany
5. hendry ( 28/04/2004 18:04)
Ny zava-drehetra anie rehefa ankatoavina dia ahitana lafitsarany foana ankoatry ny lafiratsiny e!
6. ikaretsaka ( 28/04/2004 19:41)
ny hitako lafitsarany angamba dia ilay hoe izay tsy hita atsy dia hita atsy..
7. yonikafopl ( 28/04/2004 20:05)
hi hi hi , ikaretsaka!!!!!
rehefa ifanarahana ilay izy ka samy mahatanty dia tsy itako izay olana, fa ilay izy izany moa tsy maintsy ny lahy foana no mampirafy o! fa raha mba ny vhv koa moa no manao izany dia ekena ve?, ka indraindray koa anie misy tsy azony atsy fa azony aroa e!
8. fijo ( 28/04/2004 21:53)
izao jerena ry sipa an.
raha misy zinga iray handrarahana rano amina daba folo an,madio io zinga io satria tsy mitahiry izay rano hazo.
fa raha daba iray no handrarahan'ny zinga folo rano an,samy hafa daholo ny fiavian'ilay rano,ka tsy hay intsony izay nitondra bilarzaozy.
dia iza amin'ireo no tokony azo hekena?
9. jhouhlambout ( 29/04/2004 07:25)
sady aza hadino fa manalava ny andro iainana io!
10. ravatorano ( 29/04/2004 10:45)
misy bandy ary v mahatanty hoe ampirafesin ny vadiny na ny sipany ary dia samy manao izy
efa misy lohahevitra mitovy amin ity ihany teo ary dia efa samy nanaome ny heviny dhl isika tamizay ary dia hitako fa tsisy kofa hanaiky hampirafesin ny divany na ny bajony fa diny de isaraka aviatrany
sa tsy zany ry akamako bonne isany
11. aladin ( 29/04/2004 11:49)
mety m'lay ihany raha eken'ny fanjakana eto @tanana ny polygamie masculine an!!
12. nananie ( 29/04/2004 12:47)
zay ary fa tonga de fehezina hoe polygamie masculine ntsss! Aladin a! Iray ihany ny Jasmine miady tsara @ piesinao.ôtr'izany ny zvt rehetra.
Minoa fotsiny ihany.
13. yonikafopl ( 29/04/2004 16:16)
izay mahatanty no aleo hanao e
vali-fingika fingaka
14. jhouhlambout ( 29/04/2004 17:18)
Koa raha efa ifanarahana moa dia inona ny olana e?!
15. fijo ( 29/04/2004 22:52)
diniho io ohatra zinga sy daba io e.dia eo misaina hoe iza no tsara
16. tsilan ( 29/04/2004 23:08)
Raha ny ara-tsiansa kosa aloha dia tokony ho efatra ny vadin'ny lehilahy iray eh.
Aza tezitra indray an.
Ny antony dia satria ny an'ny vehivavy dia indray isaky ny 24 andro no vokatra ny atody, ary amin'izay dia 6 andro ihany izy no tena mila ny vadiny. Ao tsara hoy ny fiteny.
Ny lehilahy nefa dia tsy miato ny famokarana ao amin'ny milina, fa raha tsara tohana aza mety mamokatra isaky ny adin'ny 8.
ka dia jereo amin'io hoe tokony hanana vehivavy firy izany ny lehilahy iray.
Siansa iny an
17. ikaretsaka ( 29/04/2004 23:21)
hahaha theorie izany marina .. theorie iznay.. raza tratran'ny hery moa maninona raha 100 mahery aza e.. ny enti manana no tandrovy
18. rfanjav ( 30/04/2004 09:17)
resabe zany fa samia manaja ny "civilisation"-ny e !

rehefa ao anatin'ny fiaraha-monina "lahy 1 sy vavy 1" dia tokony mba samy manaja an'zany !

fa rehefa ao @ ilay "polygamie acceptée" indray d manaraka d miaina an'izay koa e! (@ izay indray z lehilahy tsy miaraka hafa-tsy @ vehivavy tokana indray no atao fihomehezana)
19. alz ( 30/04/2004 09:34)
Misy ilay antsoina hoe "Polyandrie", ny vehivavy indray no manana vady betsaka. Misy faritra misy an'io any Inde, ary mpirahalahy maro no atambatry ny vehivavy iray.
20. aladin ( 30/04/2004 10:02)
ary ny ara statistika kah!aza adino fa 2/3 @ olona eto an-tany de vevavy!'zany hoe raha tsy mampirafy ny lelah de betsaka ny sipa hiahaka eo fotsiny.De ho betsaka kou ne masera tsy an'asa de hitombo ny mahantra de hahantra ny tany e!hihihi
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2406