Fampirafesana sy ny lafitsarany

21. nananie ( 30/04/2004 10:24)
ntsss! tsy vôtery hiahaka kosa ka. Ny lesb efa feno kou! Ny fitaovana entina ampiasaina kou efa misy.
22. ikaretsaka ( 30/04/2004 14:07)
ka tsy miteraka ny lesb ry nanaie a
23. jhouhlambout ( 30/04/2004 14:32)
hihihi .....hm hm!!
24. fijo ( 04/05/2004 00:10)
aza homena tsiny izany izahay raha toa ke sendra solafaka any an kafa e.
25. yonikafopl ( 04/05/2004 09:39)
ouuufffffffff, nahazo aina indray ry zareo lhl
26. kitjo ( 08/05/2004 03:27)
misy ady masina ato le,hiihihhi

rehefa tiana hisy ange d hay foana ny hanisy lafiratsy sy lafitsarany e fa miankina @ tompony izy samy izy zany fa ra ny fanjakana kosa aloha

Eritrereto oe olona mikarama 500 000 ao dago no mbola andeha hanambady 2 na 3, d hovolena bozaka aby ngmb erak ny tanana hamelomana ny ankizy
Resaka moral ngamb no resahin xxxxxx io fa amiko aloha azo atao foana io fifaninana io na tsy ho an vady fts aza e

27. fijo ( 10/05/2004 23:27)
izany hoe raha manam bola izany dia tsy maninona io?hiezaka hanana ary izahay dia milamina ko.ih,ih,ih
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.343