Lisitry ny dinika
Lisitry ny dinika, nampidirin'i amfhaja, milahatra araka ny daty
amfhaja
(
23/08/2013 06:33)
Raha mbola zao no mitohy de vao mia krizy
Aiza ko, ny vazaha mainty ndray no mibaiko ny firenena, de ze teneniny de tanterahana ve?...
tohiny
novalian'i locl ny 24/08/2013 13:09
amfhaja
(
30/04/2004 04:15)
Mety afaka manondrana solika isika atsyhoatsy
Efa ho tokony ela isika no nitrandraka solika fa izao vao vita ilay fifanarahana mitentina 500 tapitrisa amin'ny andihany voalohany
Mahavelombombolo izany
Mba tantarao e!...
tohiny
novalian'i xxx ny 24/11/2004 01:59
amfhaja
(
19/03/2004 13:39)
Ahoana ilay fihetsiketsehina rahampitso
Raha izaho manokana dia tsy mankasitraka ilay fihetsiketsehana io satria: ianao ve efa teo amin'io fitondrana io, inona no mba vitanao teo? ary raha hampihakatra ny karama ianao, amin'ny fomba ahoana
...
tohiny
novalian'i hendry ny 24/03/2004 14:57
