nifanena tamiko ny 1 taminareo..
1. joda
(
28/04/2004 15:01)
ce fut été trés bien n'est ce pas...A..
novalian'i jhouhlambout ny 04/06/2004 11:50
9. xxx
(
29/04/2004 10:11)
ka be dia be ange ny A ato e: arimalala, andilove, ange, angie, angelle, arline, ainanarivo.... fa sao dia tena anarana aloha lay A fa ato mantsy pseudo fotsiny. tena mba te hahalala mafy izay nitranga aloha zahay e.
13. oully
(
29/04/2004 14:43)
eo anelanelany lé "A" fa tsy fiantombohany hozizy hoe: ...A...,
Dé asa alou eh
Dé asa alou eh
15. booboo
(
29/04/2004 21:28)
tsy ankamantatra indray izany fa vaovao tapatapany sy nitselatra ihany
17. xxx
(
30/04/2004 09:14)
Aiza kay no tena misy an'ikaretsaka mba te hiaona amin- toi mihintsy ny namana. mety sa? mihaona fotsiny fa zay tohiny eo ankamatatra araky ny lazain'ny Booboo.
18. alz
(
30/04/2004 09:21)
Karetsaka, tena tsara avoaka mihintsy ilay xxxxx indraindray arak' ilay ataonao matetika.
Sa tsy mety fa lasa "Paris Match" be.
Sa tsy mety fa lasa "Paris Match" be.
20. psykatr
(
30/04/2004 11:17)
efa nifanena tamiko ny iray taminareo, vao haingana kanefa izy tsy nahita ahy akory, hihihi