nifanena tamiko ny 1 taminareo..

1. joda ( 28/04/2004 15:01)
ce fut été trés bien n'est ce pas...A..
répondu par jhouhlambout le 04/06/2004 11:50
2. ramoul ( 28/04/2004 15:07)
iza le A...?
3. hendry ( 28/04/2004 17:34)
ankamantatra
4. fijo ( 28/04/2004 19:56)
dia taiza le?
5. booboo ( 28/04/2004 19:57)
mbola ankamantatra koa
6. jhouhlambout ( 29/04/2004 06:14)
avoay ny mistery e!
7. xxx ( 29/04/2004 10:05)
Dia inona kay no nataonareo t@ zany?
8. xxx ( 29/04/2004 10:06)
Sipa aloha io fa raha bandy ve hilaza eto, raha tsy hoe pelaka angamba.
9. xxx ( 29/04/2004 10:11)
ka be dia be ange ny A ato e: arimalala, andilove, ange, angie, angelle, arline, ainanarivo.... fa sao dia tena anarana aloha lay A fa ato mantsy pseudo fotsiny. tena mba te hahalala mafy izay nitranga aloha zahay e.
10. booboo ( 29/04/2004 12:00)
dia mbola ankamantatra ihany !
11. zokinifijo ( 29/04/2004 12:45)
A...mbondrombe
A....ndrebabe
A....fotsiny iany
A+
12. jhouhlambout ( 29/04/2004 14:39)
A.....la
13. oully ( 29/04/2004 14:43)
eo anelanelany lé "A" fa tsy fiantombohany hozizy hoe: ...A...,
Dé asa alou eh
14. fijo ( 29/04/2004 20:49)
aleo hoany rehefa tsy hilaza izy fa mba azy mitsam izany e.
15. booboo ( 29/04/2004 21:28)
tsy ankamantatra indray izany fa vaovao tapatapany sy nitselatra ihany
16. ikaretsaka ( 29/04/2004 23:43)
ny hifanena ahy aloha dia tsy hisy e
17. xxx ( 30/04/2004 09:14)
Aiza kay no tena misy an'ikaretsaka mba te hiaona amin- toi mihintsy ny namana. mety sa? mihaona fotsiny fa zay tohiny eo ankamatatra araky ny lazain'ny Booboo.
18. alz ( 30/04/2004 09:21)
Karetsaka, tena tsara avoaka mihintsy ilay xxxxx indraindray arak' ilay ataonao matetika.
Sa tsy mety fa lasa "Paris Match" be.
19. angie ( 30/04/2004 10:57)
Angie ve? hihihihihi
20. psykatr ( 30/04/2004 11:17)
efa nifanena tamiko ny iray taminareo, vao haingana kanefa izy tsy nahita ahy akory, hihihi
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1892