firariantsoa

1. aladin ( 30/04/2004 05:14)
tsy azo ketrehana ngah raha hoe azo andefasana sy handraisana an'ireny karatra firarian-tsoa na "cartes de voeux" ireny eto @ namana?mba hifandefasana refa anniversaire na occaz samihafa e!
novalian'i aladin ny 30/04/2004 17:13
2. nananie ( 30/04/2004 09:47)
Fa atao carte vita gasy 'zany kou! Oh hoe sary ravinala sns carte vita gasy e!
3. aladin ( 30/04/2004 10:10)
mety fôna e!ohatra hoe samy mampiditra 'ze hitany fa m'lay ny namana de ny webmaster no misafidy
4. nananie ( 30/04/2004 10:22)
ie! zany kou mety. Aôna ny hevitrareo e?
5. aladin ( 30/04/2004 13:32)
de aôna no hiketrehana an'zany ry hery?
6. hery ( 30/04/2004 14:02)
Efa ao anaty programa ihany io... efa nisy ihany ny volavola fa manangona sary amin'izao fotoana izao http://forum.serasera.org/index.php?rub=viewthread&msgid=m3fd4ae692bf34 dia ho hita eo ny tohiny
7. aladin ( 30/04/2004 17:13)
ok!fa hita io e!
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1808