Fanontaniana fahazaza

1. rfanjav ( 30/04/2004 08:43)
Efa resaka eritreritra mandalo ihany ny ato,

ny ahy indray tsy eritreritra intsony, fa tena fanontaniana napetraky ny rahavaviko t@ izahay mbola kely mihitsy ity, d mba apetrako aminareo.

Hoy izy hoe :" raha tsy dada moa no vadin'i neny, d za ihany v no za ?! " (na hoe nisy ihany v za?)

(ataoko fa mazava ilay fanontaniana fa tsy mila velabelarina eto intsony!)

Raha mba ianareo moa zany no ametrahana io fanontaniana io d mba inona no avalinareo ?

novalian'i fraulo ny 27/07/2004 07:43
2. zokinifijo ( 30/04/2004 09:03)
hihihihihhhhhh
mety nisy ianao na mety tsi nisy
rfanjava ihany no nisy de mety tsy nety niteraka tsotry ry zareo.
3. nananie ( 30/04/2004 09:10)
hihihi! Mety nijanona ho rivotra fotsiny za ka.

ôtr'izany no lazain'ny neninay t@ zay mbola kely rehefa mitantara ny fiainan'izy roa taloha izy. Rehefa manontany 'zay we ary zay mba taiza t@zany. Dia hoy izy hoe mbola rivotra nareo ka.
4. alz ( 30/04/2004 09:27)
Azo antoka zato isan-jato fa tsy nisy ianao.
5. nananie ( 30/04/2004 10:29)
Ary ra hafa ndray le dada?
6. ravatorano ( 30/04/2004 11:49)
de hafa koa le rfanjav sy ilay rahavaviny fa mety ho 2lahy kambana no teo
7. rfanjav ( 30/04/2004 12:02)
hi hi hi

8. jhouhlambout ( 30/04/2004 12:02)
ka mazava ho azy fa tsy hitovy ny RAR ary miova tanteraka ny fanabeazana sns... dia mety tsy hisy na koa misy fa version hafa oh: mety lasa vehivavy na lasa hafa ny toetra sns...
9. rindranavalona ( 30/04/2004 12:16)
Hum... Raha mba marina moa ilay film hoe: RETOUR VERS LE FUTUR ? ...
10. jhouhlambout ( 30/04/2004 13:47)
dia tsy mila mamono olona intsony fa sarahina fotsiny ny dadany sy ny mamany dia manjavona ho azy izy hihihi......!!!!
11. hendry ( 30/04/2004 17:02)
@ maha zaza azy dia omena valinteny sahaza ny zaza, ohatra hoe: nisy ihany enao saingy hafa anarana sady hafa dada sy mama.
12. jhouhlambout ( 30/04/2004 18:27)
hendry > mety lasa maditra !!! hihihi ....
13. ramoul ( 30/04/2004 20:22)
marina izany ry hendry
ary amin'izay mety tsy rfanjav no nataony anarana fa mety hoe jhouhlarhendry na ko tsy haiko.
ary ny ray aman-dreny am' zay dia lasa olon-kafa
14. hendry ( 03/05/2004 17:44)
Ramoul tsy ho matotra mintsy.
15. ikaretsaka ( 03/05/2004 18:44)
fa ahoana kosa ary
16. fijo ( 03/05/2004 23:29)
ny valiny azo homena koa dia izao,ireo aloha ny antsika.fa raha tsy nisy ireo tsy nisy isika.
17. rfanjav ( 05/05/2004 06:06)
ny ani' fijo izay no azo ekena kokoa !
18. booboo ( 05/05/2004 15:18)
ekena tanteraka fa tsy kokoa kah
19. fijo ( 07/05/2004 01:06)
hay za ity ka mba mahay mamaly ihany izany ko.ih,ih,ih,efa hoe sao bedy indray ary
20. fraulo ( 27/07/2004 07:43)
Raha mandinika tokoa isika dia vitsy ny mandray andraikitra mamerina ny fanontanian-dehibe @ fiainana taorian\'ny nahazoana valiny t@ faha-zazakely. Tsotsotra tokoa manko ny mandova finoana avy hatrany, dia mampandova izany amin-janaka indray, tsy asiana fandalinana firy. Ny manahirana mazana dia lasa ambara fa \"foi\" ny \"croyances\", ary indraindray dia tonga @ hoe : minoa fotsiny.
Revenons a notre sujet.

rfanjav> Ianao @ maha-ianao anao dia tsy maintsy nisy matoa tonga ety izao, ny toetoetra ara-batana fotsiny no ho afa noho izao raha hafa ny ray aman-dreninao, saingy tsy maintsy ireo no ho ray aman-dreninao ara-nofo, na dia ho ray minitra monja aza. Efa voarindra izany, ary noho ny antony lehibe.

Fanamarihana : fahalalana fa tsy hypothese io noezahina atolotra io, nefa tsy terena hinoana satria lalan\'ny saina ny mandrasarasa sy mamakafaka araka izay donnees eo ampelatanany.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 1.7473