SIPA sa NAMANA?????!!!!!!!

1. xxx ( 23/04/2004 12:34)
Misy olana be ity: bandy iray tena namako be lery 'zany an de efa noraisiko toy ny mpirahalahy tsy mifankafoy izahay.de nisy sipa iray izay fantampantatro ilay izy.Tian'ilery anefa io sipa io de hoy izy:"Mba karakarao lesy iny ho ahy a!"de nanaiky ihany aho nony farany.de izahay m-tsam 'zany an miaraka fôna refa miresaka @ le sipa.kinanjo hoy ianao? izaho indray no nahatara an'ilay sipa de na izaho aza toa miha tia azy koa taty aoriana.Miandry anao ilaza sisa io hoy ny namany tamiko.de eo ny olana.de hiroso sa aôna?de raha hiroso de aôna lery? tsy maints ankahala ahy izy
novalian'i fijo ny 05/05/2004 23:38
2. samoina ( 23/04/2004 12:44)
Ny fitiavana tsy terena. Raha tara @ ilay sipa koa elà dia aza mihemotra .Raha tena mpinamana elà sy lay bandy iray mifampikôpy foana fa tsy izay sipa akory no hifankahalàna.
Sady rehefa mikaoty tokony samy mikaoty izay tiany fa aiza dia ny hafa indray no hirahiny na mpinamana sy mpirahalahy toy inona aza ?!!! Samy nosorandreniny menaka ry tsamy a !
3. ramoul ( 23/04/2004 14:10)
marina mintsy zany ry samoina à!
kanefa tokokhy hiteny am' le bandy akama elah fa elah ndray no nahazo ilay sipa ary tsy tokony hifankahala ary ialahisany satria samy efa nifandray tahaka ny mpirahalahy
4. jhouhlambout ( 23/04/2004 14:32)
Ié zay atao.
Sady maninona i lery no tsy midady ho azy e? Sa izy koa mitady ho an'ialahy?
5. hendry ( 23/04/2004 14:42)
Raha enao no hiteny @ ilay bandy namanao io dia mety tsy hino izy fa lazainy fa nahodinao ilay sipa.
Koa maninona raha miara-miresaka aminy enao sy ilay sipa e!
6. mimita ( 23/04/2004 20:22)
degany lou zany situation nao zany ry xxxxx fa nefa sty maintsy kozina lery satria mpinamana nareo,tsy fautenao mitsy nge ra ohatra le sipa lasa tia anao e!!sa ahona?
7. ikaretsaka ( 23/04/2004 22:20)
fiainana daholo izany.. aza maditrra sy miady fotsiny
8. jhouhlambout ( 24/04/2004 09:21)
zay mihintsiny
9. pilokely ( 24/04/2004 15:40)
Zay wa! tena marian zany, mifampiresaka tsara nareo 2 lahy de hazavaina tsara ny situation, lazao fa izy no tia anao voalohany fa tsy enao no nanodina lay sipa.Raha tena olona hendry nareo tsy hiady @ resaka sipa zany.Tena marina e! De anatra ho azy sy ny toa azy kou zay e! hoe refa tiana de sahy mi risk !!!!Courage e!
10. xxx ( 24/04/2004 19:49)
raha tsy mampaninona anao koa ny zarazarao anjakana dia azo atao
11. fijo ( 27/04/2004 21:53)
za efa sendra an'io fa tsy niady izany ka.lasa natao fiomehezana indray aza ilay izy.
12. methode ( 29/04/2004 00:44)
Tena misy ve io aloha za zavatra noforonina e! toa ohatran'ny Roman izy izany ko! Fa na izany na tsy izany aloha tsy azo terena ny fitiavana e! Fa asa aloha ilay mpitondra hafatra na nanatanteraka ny andraikiny na tonga dia ho azy no notadiaviny! Tokony tsy nanao mpanelanelana izy raha tena te-hanampy fa manao izay ahasahian'ilay tehifandray amin'ilay vehivavy fotsiny!
Anatra ho anareo tsy sahy miresaka mivantana io fa mety zava-mitranga marina izany! Raha tsy sahy enao de mbola tsy tena tia izay!!! Mahafoy hatramin'ny aina hono ny tena fitiavana, kanefa na hiresaka aza tsy sahy de ahoana izany????
13. fijo ( 29/04/2004 21:33)
tena nisy ny ahy io.za no nalefa tany dia za no lasa tompony.fa roa andro dia natsipiko fa nahakamo.dia lasa fiomehezana ilay izy.
14. angie ( 30/04/2004 10:50)
tano ny azo fa sarotra no mila ry xxx dia teneno yyy hoe raha mahay mano. Vazy2 fa aleo miresaka ilay akama lazao azy fa tsy tokony hampiova n'inona2 izany satria ianao ary no tian'ilay sipa-ko.
15. rfanjav ( 30/04/2004 13:48)
Mety mba le charme-nao no nahatara azy ! hi hi hi

Fa sao kosa ary ianao tsy nikonty ho an'ilay namanao akory, fa tonga d ny tao an-tsainao d hoe alaiko ho ahy ty sipa ty vao niresaka taminy t@ voalohany ? raha zay kosa d nanana mauvaise intention ianao !

fa raha tena raikitra aloha ny anareo sy le sipa, d tsaratsara raha tonga d miresaka @ le namanao ianao,

na ady aza no iafarany, mieux vaut être sincère d izay alehany any alehany ! satria lazainy fa namitaka azy ianao raha nampanantena azy nefa le sipa efa miaraka aminao ihany !
16. juan ( 03/05/2004 09:50)
teneno @ lery ny tena marina satria mety hampisy olana @ lisany m'tsam izany.Nefa miheritrereta tsara aloha sao misy vahaolana hafa any ho any.
17. xxx ( 03/05/2004 11:03)
ilazao alou lery ny tena zava-misy rahja zany no manahirana anlà e! aleo samy mifanao 1 sy 1 de hita eo zay tianlay sipa. raha important @là ny finamananareo
18. fijo ( 03/05/2004 22:20)
ka ilay sipa no tehiaraka amiko ko inona fa avy dia ilazako lery hoe tena lasako letsy ilay izy dia izay ka
19. fijo ( 04/05/2004 22:11)
izany koa ve moa hiadivana e
20. akamatiana ( 05/05/2004 18:47)
aleo alou za mba anipy kely ze mba ananako e! raha ny fahazoko an'ilay namanao alou , de saro-kenatra izy , nefa na izany aza tokony tsy @resaka sipa no ahamenatra azy .tokony izy no hanao izay ahazoana le sipa ,fa tsy hiankina aminao ,ka tsy misy mahadiso anao izany. Enao zany no nanaitra le fitiavany fa tsy ilay namanao .Ka atao ahoana mou fa anatra ho azy zany.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2