ndao hifaninana

1. xxx ( 15/04/2004 15:15)
izao ary mifaninana hira tamin'ny taona 60 dia atao kely ilay hira dia lazaina ny anaran'ilay tarikaizay mahay hira gasy an ( dia raha tsy hainy ilay hira dia ampiana izy)
ohatra
ry alino ô
nahoana la no
dia fohazinao ny lasa
Abel RATSIMBA

2. donemaskit ( 15/04/2004 19:13)
hira gasy t@ 60s ve ? tsy arako ndray zany...
3. voninkazokely ( 15/04/2004 19:44)
Raha année 80 angamba dia mba mety ho haiko kooo!
4. ikaretsaka ( 15/04/2004 22:06)
70 80 atao dia samy mahay aby e
5. fijo ( 15/04/2004 23:03)
60 izany na za aza tsy mbola teraka ko
6. ikaretsaka ( 16/04/2004 02:47)
zay manko.. sady dadabeanay etsy ato akaikiko ato angalana sopapa
7. xxx ( 16/04/2004 06:05)
ka ny hira tamn'ireny indray anie izao no mitady hiverina halaza indray ohatr'izao "FISARAHANA" ataony koike . Dia jereo daholo ny hira TANA IN LOVE sy ny FITIAVANA MARINA fa ireny kalon'ny fainy ireny no ataony amin'zao tsara an'ireny hira taloha ireny indrindra fa havaozina izy amin'izao
sur leitsy eh !!!!!!!! ankafiziko ka
8. jhouhlambout ( 17/04/2004 16:08)
Ka ny hira angé miverimberina eo ihany é!
9. ramoul ( 17/04/2004 17:25)
ra 90 de mba misy fantatro kely ihnay fa lé 60 kosa mbola tsy teraka zah tam'zany
10. ikaretsaka ( 18/04/2004 00:28)
ka ampianaro izahay aloha ary fa aza mifaninana @ tsy taranjanay kos afa vita be zahay
11. kitjo ( 19/04/2004 03:50)
ny anah zao le nanahary le "odoie odoie" no haiko,hihiihi
12. xxx ( 19/04/2004 18:47)
taona 0002,
ramose moa namako oh
Ramose akamako oh
Mba milay kosa an
13. fijo ( 19/04/2004 22:05)
izao atao e milaza loha teny dia manao ny tonony izay mahay.
14. ari.malala ( 23/04/2004 13:50)
za zany sahy ê!
Matokia, matoria
Fa izaho eto ihany
Sombin'aiko ry aiko
Eto anilanao
Matokia re f'izaho tia anao

Hira : Matokia
Mpihira : lalao Rabesson

Mbola sahy ve i XXX?
15. ikaretsaka ( 23/04/2004 22:10)
F'andrao de manahirana
Ho sahirana aho
raha hitany miaraka aminao
Hira:Manahirana
Mpihira: zay
Hum
16. mumu ( 03/05/2004 18:40)
marie railà
manambola ve elà
ijerevako cinemà
ny alakamisy sy zomà
mpihira :????
efa tam taona firy io ô!!! hihihihi
17. fijo ( 03/05/2004 23:08)
avy dia lazao moa ry mumu fa aza manao an'io an
18. mumu ( 04/05/2004 11:48)
fijo :efa novaliany i ramaso io an!
ramaso: hirany njakatiana io
19. ari.malala ( 04/05/2004 12:16)
Raha mbola misy tsiky azonao asetra ny ronjon'ny ankaso
Nahoana indrindra iky
No dia laniana foana ny vongan-dranomaso
Rama mbola misy ihany kintana mamiratra azonao banjinina
Nahoana no tomany no andanianao
Ny alin'ny ririnina
Raha mbola misy kalo azonao hiraina anaty fahavaratra
Nahoana no tomany mahita vodilanitra mosarena taratra

Mpihira Bessa
20. fijo ( 04/05/2004 23:04)
io kosa milay an.misaotra ari malala an
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.3614