ndao hifaninana
42. chipie1
(
14/05/2004 17:35)
hehy no ampinga ety miady
fiarovana mba tsy ho lo
na andratra
mila andrendrika
o! o! hehy
fanafenantomany...
mpihira :bessa sy lola...
fiarovana mba tsy ho lo
na andratra
mila andrendrika
o! o! hehy
fanafenantomany...
mpihira :bessa sy lola...
43. ari.malala
(
19/05/2004 14:24)
Raha ny foko no tsapako miova fitempoka tsaroako mientana toy ny hiempo
Dia lazaiko fa tsotra ny anton'izanyTsy inona fa noho ilay fitiavana ihany
Mpihira : Henry Ratsimbazafy
Dia lazaiko fa tsotra ny anton'izanyTsy inona fa noho ilay fitiavana ihany
Mpihira : Henry Ratsimbazafy
45. olly
(
20/05/2004 10:48)
yé !!!
ty aza mbola misy fanampiny -:)
tsy diniko arô
tsy diniko eky é
ny tsy hahita anao anao
anaty andro maromaro.....
ééééééééééé.....
ty aza mbola misy fanampiny -:)
tsy diniko arô
tsy diniko eky é
ny tsy hahita anao anao
anaty andro maromaro.....
ééééééééééé.....
46. fijo
(
20/05/2004 21:28)
ahhh,jean fredy,revinay be ireny tany mahajanga,ary nahatsikaiky.fa niady ilay akamako izay,dia ny antony niadivany dia satria hono io hiran'izy sy ny sipany dia nampirafy ilay sipa dia mbola io ihany koa ny hiran'izy sy ilay iray.
48. yonikafopl
(
24/05/2004 15:09)
hi hi hi eny tokotrany ho aho ry kitjo, ka tena tian'ilay sipa be mihintsy izany io hira io na koa ilay mpihira mihintsy angamba lol
49. yonikafopl
(
24/05/2004 15:10)
hi hi hi eny tokotrany ho aho ry kitjo, ka tena tian'ilay sipa be mihintsy izany io hira io na koa ilay mpihira mihintsy angamba lol
50. yonikafopl
(
24/05/2004 15:11)
hi hi hi eny tokotrany ho aho ry kitjo, ka tena tian'ilay sipa be mihintsy izany io hira io na koa ilay mpihira mihintsy angamba lol
51. ikaretsaka
(
24/05/2004 15:36)
fa mety bedebe tokoa ny sipa manao an'iznay an.. ilay hiran'ilay sipa t@ ilay bandy 1 ihany no lasa @ le 1
52. fijo
(
24/05/2004 22:01)
aza misary adala moa ry kala isany fa tsss,efa hoe akama.namana izany.fa ilay sipa aloha dia tena nahita natao e.sady nampirafesiny ny olona no mbola nampiraisiny ny hira.vehivavy marina ka mahavita an'izany an.
53. yonikafopl
(
25/05/2004 00:16)
fijo hi hi hi fa misary adala ahoana e! vehivavy angamba izy fa ianareo lehilahy no tena loza raha hampifangarongaro kou
55. kitjo
(
25/05/2004 14:30)
misary adala in koa aza, ary aza miakatra moa fijo e
mba sendran sipa nahay azy lery zany e,
ikaretsaka> na bandy ko aza e..
ze inspiration eo iany ko ngamba aloha fa ianao ko ve hilaza aminy oe anay ko nge znay hira zany,
sa aoka hilaza ze manao anzany ato fa za ts mahalala

56. yonikafopl
(
25/05/2004 15:01)
reto bandy reto ange manao nefa rehefa sendra mba domin'ny sipa kely dia izao e izao
57. kitjo
(
25/05/2004 16:36)
samia mahatanty zany refa manao e
ndao averina amzay le sujet ary sao mivaona le fifaninanana e
ndao averina amzay le sujet ary sao mivaona le fifaninanana e
58. yonikafopl
(
25/05/2004 19:15)
andao haverina amizay le fifaninanana aza e!
za aloha tsy dia mahay ireny hira taloha ireny e! fa ilay SIPA VOADONA nohirain'i LOLA sy HERY iny toa tena tiako be fa tsy haiko na ny tonony aza kou, toa hira taloha tany mantsy izy iny, iza kay no mahay azy iny ato azafady e!
hi hi hiu , hisy hilaza indray izao eo hoe fa efa voadona angaha i yonika hi hi hi

59. fijo
(
25/05/2004 22:34)
asa ko,mety efa voadona tany dia mihira aty.ih,ih,ih,
ary ilay an'i osy:"raha ny vady no mivadika,
ka mamitaka ny tena,toa mandatsa sy maneso ,izay tontolo izay jerena,
mamela ratra marary ...aleo hoany fa tsss
ary ilay an'i osy:"raha ny vady no mivadika,
ka mamitaka ny tena,toa mandatsa sy maneso ,izay tontolo izay jerena,
mamela ratra marary ...aleo hoany fa tsss