ndao hifaninana
1. xxx
(
15/04/2004 15:15)
izao ary mifaninana hira tamin'ny taona 60 dia atao kely ilay hira dia lazaina ny anaran'ilay tarikaizay mahay hira gasy an ( dia raha tsy hainy ilay hira dia ampiana izy)
ohatra
ry alino ô
nahoana la no
dia fohazinao ny lasa
Abel RATSIMBA
ohatra
ry alino ô
nahoana la no
dia fohazinao ny lasa
Abel RATSIMBA
répondu par ari.malala le 02/06/2004 10:54
7. xxx
(
16/04/2004 06:05)
ka ny hira tamn'ireny indray anie izao no mitady hiverina halaza indray ohatr'izao "FISARAHANA" ataony koike . Dia jereo daholo ny hira TANA IN LOVE sy ny FITIAVANA MARINA fa ireny kalon'ny fainy ireny no ataony amin'zao tsara an'ireny hira taloha ireny indrindra fa havaozina izy amin'izao
sur leitsy eh !!!!!!!! ankafiziko ka
sur leitsy eh !!!!!!!! ankafiziko ka
9. ramoul
(
17/04/2004 17:25)
ra 90 de mba misy fantatro kely ihnay fa lé 60 kosa mbola tsy teraka zah tam'zany
10. ikaretsaka
(
18/04/2004 00:28)
ka ampianaro izahay aloha ary fa aza mifaninana @ tsy taranjanay kos afa vita be zahay
14. ari.malala
(
23/04/2004 13:50)
za zany sahy ê!
Matokia, matoria
Fa izaho eto ihany
Sombin'aiko ry aiko
Eto anilanao
Matokia re f'izaho tia anao
Hira : Matokia
Mpihira : lalao Rabesson
Mbola sahy ve i XXX?
Matokia, matoria
Fa izaho eto ihany
Sombin'aiko ry aiko
Eto anilanao
Matokia re f'izaho tia anao
Hira : Matokia
Mpihira : lalao Rabesson
Mbola sahy ve i XXX?
15. ikaretsaka
(
23/04/2004 22:10)
F'andrao de manahirana
Ho sahirana aho
raha hitany miaraka aminao
Hira:Manahirana
Mpihira: zay
Hum
Ho sahirana aho
raha hitany miaraka aminao
Hira:Manahirana
Mpihira: zay
Hum
16. mumu
(
03/05/2004 18:40)
marie railà
manambola ve elà
ijerevako cinemà
ny alakamisy sy zomà
mpihira :????
efa tam taona firy io ô!!! hihihihi
manambola ve elà
ijerevako cinemà
ny alakamisy sy zomà
mpihira :????
efa tam taona firy io ô!!! hihihihi
19. ari.malala
(
04/05/2004 12:16)
Raha mbola misy tsiky azonao asetra ny ronjon'ny ankaso
Nahoana indrindra iky
No dia laniana foana ny vongan-dranomaso
Rama mbola misy ihany kintana mamiratra azonao banjinina
Nahoana no tomany no andanianao
Ny alin'ny ririnina
Raha mbola misy kalo azonao hiraina anaty fahavaratra
Nahoana no tomany mahita vodilanitra mosarena taratra
Mpihira Bessa
Nahoana indrindra iky
No dia laniana foana ny vongan-dranomaso
Rama mbola misy ihany kintana mamiratra azonao banjinina
Nahoana no tomany no andanianao
Ny alin'ny ririnina
Raha mbola misy kalo azonao hiraina anaty fahavaratra
Nahoana no tomany mahita vodilanitra mosarena taratra
Mpihira Bessa